inona no atao hoe lehilahy na tovolahy maditra ho anareo naman vehivavy
22. booboo
(
25/11/2004 08:21)
Mitovy hevitra tanteraka @ kally, dia maditra koa amiko refa mampiseho fitiavan-tena diso tafahoatra
24. ikaretsaka
(
25/11/2004 23:28)
raha vao feno TSY l eizy dia lasa fangejana indray fa tsy fahendrena dia lasa vao mainka mitarika anao higafy any
fa raha hoe MBA ilay izy de ...
Hozizy i Bekoto an\'ny Mahaleo hoe TSIA letsy e....Mba.... letsy aho an!
fa raha hoe MBA ilay izy de ...
Hozizy i Bekoto an\'ny Mahaleo hoe TSIA letsy e....Mba.... letsy aho an!
25. poupounesana
(
27/11/2004 06:37)
!raha misy \"mba\" le izy d maninn ry ikaretsaka?d malefadefaka kokoa v? tianao v rah enao no atao hoe: ikaretsaka ity mba misotro toaka ah! ikaretsaka ity koa mba mampirafy! hihihihi
26. dezy
(
27/11/2004 14:27)
poupoun>ny \"MBA\" de manambara zavatra tsy de betsaka fa milamina,na atoniny :-P :-D :-D :-D
27. poupounesana
(
27/11/2004 15:26)
hay v! zà v moa nahalala koa!azafady ary eh! tsy d maninn ihany koa zany raha SANATRIA (sanatriaviko mihitsy) enao misy miteny hoe enao ty koa ry dezy mba ratsy tarehy!!! satria tsy d tena ratsy zany fa ratsy2 antonony ftsiny v? exemple zany fa sao d tezitra b eo dezy han!!!! iny alou :-* d aza tezitra
28. ikaretsaka
(
27/11/2004 16:53)
poupou.. aleoko aloha le hoe i MBA misotro toaka hono ikaretsaka .. na hoe MBA zao hono iny.. at least io manpiseho honesty.
toy izay le heo TSY misotro taoka nefa mandainga misotro any ambadika..
principe io izany e
toy izay le heo TSY misotro taoka nefa mandainga misotro any ambadika..
principe io izany e
30. dezy
(
27/11/2004 20:48)
poupoun> tsy aleoko ve we mba ratsy toa zay we enao tena tsy tsara tarehy ??asa klou e fa ra za klou de otsany ny mba no azo leferina
31. dezy
(
27/11/2004 20:51)
poupoun> za ve de ho tezitra @ zany ,tsy hainao nga le we dezy monstre?? :-D :-D :-D :-D
32. poupounesana
(
29/11/2004 13:24)
ikaretsaka, tsy nisy resaka hono le izy fa tena tratra ambotavoahangy d atao hoe \" ikaretsaka ity koa mba misotrooooooooh!\"
dezy; mitovy ihany ny sens-an\'ireo eh! enao ty koa mba ratsy? sy ny hoe enao tena tsy tsara tarehy mitsy! le misy \"mba\" aza no mavesatra kokoa !diniho tsara anie eh!
dezy; mitovy ihany ny sens-an\'ireo eh! enao ty koa mba ratsy? sy ny hoe enao tena tsy tsara tarehy mitsy! le misy \"mba\" aza no mavesatra kokoa !diniho tsara anie eh!
34. dezy
(
29/11/2004 17:33)
le izy anie tsy de mifanalavitra e fa le misy mba mba manamivana ny aratsiko sady tsy de tonga de manindrona ,sa .....poupoun!!!
36. ikaretsaka
(
30/11/2004 03:53)
poupou.. aleo @ iny de hoe mba nisotro aho ... fa ilay hoe za hoa tsy misotro izany nefa tratra... jereo ange ny effects ny e
37. ravatorano
(
30/11/2004 12:04)
raha ny famaritanareo vhv ny ditra ataon ny lhl aloha izany raha ny fahitako azy dia mbola henjy b dhl ny namana lhl fantatro ato fa misaotra anareo eh :-*
38. ikaretsaka
(
30/11/2004 14:46)
Misy sipa manao an\'ireto \"ditran-dehilahy\" ireto koa an
Tsy mifoka sigara fa mangalatra mifoka
tsy misotro toaka fa mba varimbariny indraindray
tsy manao sipa fa mangala-pinana
tsy manao raharaha ao an-trano fa manampy foana
tsy mivoaka alina fa tsy mody an-trano (ndraindray!!!!)
tsy laniny daholo ny kaly ao an-trano fa mba amelany ihany ho an\'ny hafa
tsy kamo b fa mba manao spaoro kely ihany (isa-maraina ohatra!)