inona no atao hoe lehilahy na tovolahy maditra ho anareo naman vehivavy

41. pitchou ( 01/12/2004 03:33)
karetsaka> d hendrihendry koa izy zany!
42. ikaretsaka ( 01/12/2004 03:38)
zay angaha..
43. anjatiana ( 01/12/2004 14:50)
mitovy tanteraka @ ilay voalazan\'i kally, rehefa manohintohina ny manodidina @ fihetsika na fiteny atao dia ditra izany satria tsy mifanaraka @ lalànan\'ny fiaraha-monina. Raha resaka fanajana indray dia tsitra, rehefa miteny ohatra ny olona hoe tsy tiany dia mba ajanona ê! ny zavatra tsy tianao atao @ tenanao aza atao @ hafa dia milamina ny fiainana. tsotra be!
44. fijo ( 01/12/2004 23:03)
hendry isika izany
45. ravatorano ( 06/12/2004 08:34)
farany amianreo namana vhv ireo izany inn no tena ditran ny lhl tena ambony b amianreo ka tsy azo leferina : mampirafy tratra ambody omy v ? mamo lava tsy misy andro miratra nony efa tafiditra ny tena fa taloha ny nifanambadiana zara raha nisotro fa nanafikilema ? manamoly na mifoka rongony eo anatrehanareo fa talohan ny nanambadiana na sigara za tsy nifohana fa mihinana sokolà foana d tsy handrenesam pofona? sa hafa ankoatran izay ........
:wink:
46. booboo ( 06/12/2004 12:25)
mampirafy
47. pitchou ( 06/12/2004 18:19)
hihihi! tsy misy leferiko daholo ireo! indray mandeha avy @ireo ihany no mahatezitra ahy, d hitenenako hoe tsy tantiko izany! afatsy ny mampirafy: iny na an-tsasany fotsiny aza dia efa fin de l\'histoire!
48. fijo ( 06/12/2004 23:50)
ary raha nifanoroka fotsiny fa tsy nisy zavatra tohiny?
49. booboo ( 07/12/2004 14:43)
andrina sy takolaka ihany no tsy olana fa ny ankoatra zay défa tsy izy aby
50. tsiperifery ( 07/12/2004 15:00)
booboo > raha sendra le mibotsina be iny no mifandona ny takolaka 2 mety hafahafa knou !
Raha don-kandrina indray lasa miteraka bossy mety hampiady. Kaso-molotsa ihany izany no fahendrena fa aza hombohina rizalahy e ! Tsy ditra fa mba mitsinjo tsy haratra ! :lol:
51. booboo ( 07/12/2004 15:55)
tsiperifery>hihihihihihi, zay kaso-molotra zay indrindra lé hahavoahombo an-dry zalahy hihihi
52. fijo ( 08/12/2004 23:31)
booboo aoka moa e.mba horoka fotsiny anie e
53. pitchou ( 12/12/2004 16:52)
iza no mahalala izay efa vita sy afenin\'izany?
54. booboo ( 12/12/2004 17:56)
fijo>aaa oroka suspect zany kou ! tonga dé hombohina tsotra zao !
pitchou>hihihih eny ôa
55. fijo ( 14/12/2004 00:12)
mamela ny heloko fa za ve nahalala.
56. poupounesana ( 14/12/2004 07:52)
zao ftsiny eh! zay tsy tantinareo lelà raha ataonay anareo d tsy azonay leferina koa raha ataonareo aminay! asa moa @ nareo lelà b loha ireo raha misy matanty raha miflirt (na d bisou indray mipoka kely ftsiny aza) ny sipany any ambadika any! maika moa fa we tena lasa lavitra kokoa!mba diniho anie eh!

rassurer-ko avy hatrany fijo zà refa hoe hisotro tsy mangaltra zany aho fa tonga d misotro (na io jus na io ronono na rano na koa io punch :-P )
zà tsy manana sipa fa fofombady iray ihany!hahahaha
ataoko ahoana ny hangalapihinana ao antrano refa ao i fijo f\\\'efa lanin\\\'i fijo daolo zé tao!
atao inn koa tsy mody antrano zany, ny sdf aza efa tsy fidiny koa mbola ho ampiana isa!
ny trano v hilamina rah i fijo no andrasana ampirina azyeh? tys mainty hoe zà ihany zany no tompondraharaha! 8-) 8-) 8-)

ravato, amiko alou raha vao hoe mamitaka d tsy azo leferina eh! ireo notanisainao reo zao izy daolo! refa hisotro izy aleo kokoa aza izy mba mi-assumer sahy mampiseho fa tsy manafina!refa matanty ny fangarihana isakarazany sy ny latsa kely madinidinika! d refa hiaraka@ olonkafa tonga d mitsotra hoe zà hiarak@oll hafa fa leo anao zà d misaraka fa tsy manao double jeu eo! sady fy ny aty sy ny ary! nareo ane no fitaratra eh!sady zay koa mora mahay :-P :^)
57. mihanta ( 14/12/2004 08:32)
maditra ny lehilahy refa manao zay mampalahelo anay vehivavy hihihihi
58. booboo ( 14/12/2004 13:22)
hihihi zay mihitsy !
59. chipie1 ( 14/12/2004 13:46)
an3 olombelona kousa tsy maintsy malaelo e! lainga lainga. :-D
60. tsiperifery ( 14/12/2004 14:00)
...sady tinareo le atao mampanahelo tsindraindray !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2816