inn no...

21. jhouhlambout ( 02/08/2004 18:35)
Ny vehivavy tia mijerijery bandy hafa nefa efa miaraka @ olona , ny vehivavy materialy :( ,
ny vehivavy mitaraina lava (pour un rien...),
ankoatr'izay azo iafiana ihany.
22. poupounesana ( 03/08/2004 15:07)
pour unefois jhoul tsy d nasiaka! :wink:
23. jhouhlambout ( 03/08/2004 22:37)
poupounesana > Zà nge tsy masiaka izany e! :wink:
24. mcfy ( 03/08/2004 23:11)
jhoul> fa asaina hohaniny fotsiny v enao hihinananao azy :-D
25. poupounesana ( 05/08/2004 11:18)
zany tokoa moa izy io v ry mcfy? :^)
26. mcfy ( 08/08/2004 00:43)
popounesana> iza no mahita hihi :oops:
27. pitchou ( 08/08/2004 12:18)
xxxxxxxx> ary le vhv xxxxxxxxxxxx ireny?
28. poupounesana ( 10/08/2004 09:44)
ahoana tsara hozy pitchou?
ary tsy maninn v nefa raha miaraka mirevy d miaraka mamo tampona any fa rehefa miaraka ihany vao misotro le vevavy eh?zà manko efa nahita
29. pitchou ( 10/08/2004 10:30)
aiza kosany we rehefa miaraka ihany vao misotro le vevavy! rehefa miaraka ihany hoe vao misotro!
30. poupounesana ( 11/08/2004 11:58)
hain'i pitchou moa fa maninn ry zareo no tsy mitondra vhv refa handeha hisotro? satria ny fotoana hirevena nen'dry zareo d laniana @ fitenenandratsy, fifosafosana vhv sy ny lelà namany sasany d iomehezana fotsiny ny malheur'ny sasany d aleo tsy tohizako fa sao d fantatra eto daolo ny momba anareo!!!!anontanio ange ry zareo raha tsy zany no tena ataony any eh!
31. fijo ( 13/08/2004 04:41)
dia efa ireo voalazanareo ireo ry zalahy fa ampiako hoe,ilay izy tia mandany vola amin'ny haingo.sy be kitakita.ary mandrara tsy hivoaka alina.tena blema.
32. mimich ( 01/09/2004 13:17)
poupoune> ekena
fijo> mivoaka alina , de izy kosa zany avelanao rery ao !! tia tena :twisted:
33. fijo ( 01/09/2004 21:02)
ka izy ve hentina ihinana maskita ery an tsena fa tssss
34. mimich ( 03/09/2004 07:48)
dé tadiavina ny marimaritra iraisana fa tsy manao didin'ny be sandry oh izany!!!!
35. fijo ( 04/09/2004 19:19)
za nga be sandry?fa tsy be kibo :-D :-D :-D sa didin'ny be kibo indray
36. mimich ( 13/10/2004 07:13)
de izay zany e! aza manao didin\'ny be kibo fa rehefa tena be kibo koa anie izy dia resy ianao e!
37. pitchou ( 13/10/2004 18:37)
fijo> \"tia mandany vola amin\'ny haingo.sy be kitakita.ary mandrara tsy hivoaka alina.tena blema\"
raha tsy mahakarakara tena haingo sy fihetsika le vhv d lazaina fa tsy mahava-tena, tsy otran\'i anona na i anona d iny enao no lasa any! d zany kosany aza tsy azo maimai-poana raha tsy hoe angah nenao ...
tsy misy mikitakita raha tsy manao zavatra tsy zakan\'ny eritreritra nareo! ohatra hoe sahirana b nampirina trano d avy izy atsipy etsy sy eroa ny kiraro ny ba ny lobaka ny patalou... hisy vahiny ny hariva d sahirana mba nikarakara sakafo tonga ra fijo nanjavona daholo ny kaly tsy nisy haroso ny vahiny d oainina, d ahoana ary no tsy hiteny am-pahasosorana????
hivoaka alina hono, nefa maraina ny andro vao miditra ny trano sady midoladola miraiki-dela ndraindray kou naninn raha niteny we hiala mandry d vita? am zay mazava ny resaka fa tsy hiandry ny fahatongavany satria mbola hitsangana hamoha trano kou raha tsy izany ngamba igagan\'ny manodidina ny tabataba ataony!!!!
d raha mitady resaka milamina d ataovy mazava ary le resaka fa aza manao didin\'ny be .... kibo e!
38. fijo ( 13/10/2004 22:32)
ka ny lhl tsy mba be resaka izany fa avy dia manatanteraka anie.noana kosa ve no mahita kaly eo hiandry vahiny indray le.
ary raha sendra mba tara fodina sy mba niara nikorana tamin\'ny namana ve dia hasian teny be fa tsy mba ny fandriana no amboarina tsara fa vizaka ilay olona?
39. mimich ( 14/10/2004 11:47)
ny fitadiavana ny marimaritra iraisana angamba no tokony hatao, rehefa fantatra izay zavatra tsy zakan\'ny iray , ka hita fa tsy haitraitra na filam-boatsiary dia tsy hitako hoe inn no tokony mbola handavana izany. Fa ny tsy fahaizana mihaino ny hafa sy matetika no rangory fototry ny afo eo amin\'ny fiarahana
40. fijo ( 14/10/2004 21:23)
dia tsy hanao zoma magnifika mihintsy izany satria tsy mahafaly ny iray?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1792