inn no...

41. fijo ( 14/10/2004 21:55)
loza raha izay mantsy.
42. mimich ( 15/10/2004 09:22)
ka inona no tsy itondrana azy miaraka aminao any raha oh ka zavatra mahasoa ny roa tonta ilay zoma magnifika, fa maninona no tia tena , mitady fahafinaretana irery
43. pitchou ( 15/10/2004 18:39)
fijo> mahazo mande zoma manifika miaraka @namana ka! fa tsy mahazo mimenomenona rehefa tonga alohan\'i madama izay lasa nanao zoma manifika niaraka t@ namany koa!!!!
mimich> mba ilaina kosa akia ny mba miaraka
seul/seule @namana indraindray a!
44. ikaretsaka ( 16/10/2004 02:27)
izay iznay ilay hoe samy hifanaovana?? mety ka
45. mimich ( 16/10/2004 14:37)
ka i fijo anie fetsy ratsy e! izy mitady hanao izay mahafalifaly azy fa ny olona hafa sakanany
46. pitchou ( 17/10/2004 03:50)
karetsaka> tsy d hoe sami ifanaovana fa mba samy mieritreritra izay hahafalifaly ny ilany sy ny tenany e!
mimich> ka zany no iantsoana azy hoe fijo kou!b fijo kely!
47. fijo ( 18/10/2004 22:44)
an an,ka rehefa faly aho anie dia mirana koa ny trano e
48. pitchou ( 23/10/2004 19:24)
fijo> \"rehefa faly enao\"??? gravy b zany! :roll: :roll:
49. mimich ( 25/10/2004 12:48)
fijo> tsy voatery, ra oh enao faly fa voky nefa kay laninao daholo na ny anjaran\'oll aza dia iza no ho miran @ izany?
50. fijo ( 26/10/2004 00:01)
mimich wa aza be fanontaniana.
51. pitchou ( 26/10/2004 06:36)
ka hita fa izany kou! ny kaly v laninao daolo d faly enao fa voky d nefa ny hafa rehetra noana daolo d iza no ho mirana eo!
52. fijo ( 26/10/2004 22:49)
za ka :-D
53. mimich ( 31/10/2004 15:44)
tratra @ marina indray fijo de manampim-bava oll
54. pitchou ( 01/11/2004 18:05)
ka le izy koussa alou mimich, izy irery no ao an-trano ao, d rehefa faly izy (voky tsara) d mirana kou ny trano fa tsy misy poti-tsakafo mandende ! saingy raha misy totozy ao an-trano d fadiranovana le totozy fa na potiny kely aza tsy misy azony antenaina! :wink:
55. fijo ( 01/11/2004 23:45)
ka aiza indray no ahita toa izany?
56. mimich ( 06/12/2004 14:59)
fijo ah! 7000fmg zao ny kg ny vary aty fa fehezo ihany ny kibo rehefa tonga aty an! :-D :-D
57. fijo ( 07/12/2004 00:25)
tsy ampy 1 euros akory izany ko.
58. mimich ( 09/12/2004 15:30)
ao ary fa aza fehezina e!
59. fijo ( 09/12/2004 22:32)
aleo aho ihinana e.
60. dezy ( 10/12/2004 14:01)
ataovy afam-po mitsiny ra fijo fa io zao ny vady manohana aa refa tonga ny akilany lasa atsasany sisa no eo am-blia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6897