inn no...

1. poupounesana ( 31/07/2004 09:47)
zavatra tsy tinareo any @ vhv!
aza atao gazety b raha mety fa concis tsara
oh: ny sipa mifoka, ny sipa misotro toaka, ny sipa saropiarob
mahazo manazava ny antony
novalian'i mimich ny 13/12/2004 15:52
2. donemaskit ( 31/07/2004 11:34)
:? lé nareo be fosafosa lava iny ny ahy no mandreraka ah !
3. ludo ( 31/07/2004 13:32)
:lol: mankasikatra an'io namana io aho @ io
heviny io manarak'izanymoa:
- ny mifoka tsy zakako ny mahita vhv mifoka
-ny mbidoroka koa
-nymiloka
4. mcfy ( 31/07/2004 21:41)
raha an'ny hafa le izy toa tsy maninn firy fa raha an'ny tena no toa mampanongo tena ko :/
5. ikaretsaka ( 01/08/2004 01:52)
doubleko ramaso @ ilay mamo imasombahoaka
6. hery ( 01/08/2004 07:16)
- Vehivavy miteny ratsy (natao ho an'ny lehilahy izany :) )
- Vehivavy manao haingo tsy mendrika azy (surtout le mitomany randrana manendrika ny hafa)
- Vehivavy mpandainga be (ny vehivavy mandainga daholo satria efa naturel :) fa ilay trop tsy mety)
7. besoiiin ( 01/08/2004 07:20)
ny ahy ny tsy tiako ilay tsy mahavatra tena! maimbo helika! be tain-koho tainify taimbava! manao silipy efa lozotra tsy nisasa tapa-bolana ! sipa tsimihety....
8. mabloo ( 01/08/2004 10:20)
ny vehivavy mifoka ny alo no tena tsy tiako e! ny ankoatra izay mety hjo lefitro ihany!
9. mcfy ( 01/08/2004 10:36)
Hery> mafy loatra le 3èm - io fa raha vhv ah d henoko voadaroky ny kobay mitsy ny hatoko marina :lol:
Ny ah no tena tsy zakako ko d rah vao miodina ny loha d tsy an'tena tsony le eo an-tanana 8O
10. lema ( 01/08/2004 11:39)
le sipa mampiesona reny tena tsy manja mitsy
dé ny sipa tsy mahakarakara vatana kou tena tsy bon be volo-kelika,maimbo elika,sns...
11. poupounesana ( 01/08/2004 12:02)
hery, tena mafy marina io nolazainao io kah! ny bandy anea no tena hitako we mpandainga naturellement!ny vhv manko raha vao "sendra" mandainga d tonga d fantatra fa ny lelà raha vao tsy milaza ny marina tsy fantatra mihitsy raha tsy elaela! c tlmt ds votre nature tsinn!

d tohizo ihany le critique eh!ça construit manko!
12. ramoul ( 01/08/2004 17:54)
Nareo le mifosa sy manavaka bandy no tsy reviko mùintsy atram' zao fa ny am' manaraka no mbola tsy fantatro na ho tiko ihany na tsy.
13. mimich ( 02/08/2004 08:26)
hery> ianao indray no hanao izay hampisendaotra vhv eo , dia raikitra indray ny lahy # vavy an! :lol: :lol: :lol: (dé hofohazin'i kitjo eo indray ilay lohahevitra aryu mabadika ary :lol: )iza no miteny anao hoe mpandainga de nature ny vhv, dé hovaliako hoe sao dia dia ny lhl aza? ary fa maninona moa no hoe natao ho an'ny lhl ny teny ratsy , rehefa ratsy dia ratsy fa tsy misy an'izany zavatra ratsy natao ho an'olona izany raha mbola olona ara- dalana koa
14. lema ( 02/08/2004 09:00)
zay ndray nareo vhv fa tratra @ marina dé tsy mahatanty rehefa hoe mpadainga nareo dé mba ekeo dé miova,raha tsy mpampiesona de nature anie ny vhv tsy voafitaka i adama e!
15. poupounesana ( 02/08/2004 09:12)
lema, toa voatery hanitsy anao foana zà ty han! :-P tsy nampiesona i eva t@ iny fa izy aza mba nisy nampiesona! d sahinareo mitsy v ny miteny hoe ny vh no mpandainga! raha miteny kosa alou nareo we samy misy mpandainga ny lahy sy ny vavy d ekeko fa raha zahay fotsiny kosa d aoka etsia!!!
16. lema ( 02/08/2004 09:24)
ka zay mitsy anie lé olona e!rehefa voa i eva dé tsy nanaiky ny ho voa irery fa nitady namana ka tsy maintsy nampiesona ny lhl mou nentim-pahatsorana dé nanaiky.
fa tsy aiko kou alou ra tena tsotra marina i adama na zefa e :?: :?: :?:
17. poupounesana ( 02/08/2004 09:37)
ie iray @ ireo! sady tadidio fa i adama no tena ancêtra-nareo lelà rehetra!! d nareo v d azo lazaina hoe tsotra? :{ donc tsy maintsy le iray zany fa tsisy hevitra
18. mimich ( 02/08/2004 11:01)
lem< so fa ianao ihany dia efa nanitsy hoe mety ho ilay iray angamba fa tsy lé tsotra
19. lema ( 02/08/2004 13:14)
fa mety fitiavana anareo vhv kou anie no nhatonga azy nihinana
20. xxx ( 02/08/2004 17:01)
ny ahy le vhv tsy azo tenenina,tsy manaiky diso reny no tena tsy voako.Na refa tenenina dia lé mifona lava(monotone ny farany)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3055