Anarana manaitaitra

81. ikaretsaka ( 06/09/2004 04:02)
ny ahy ny tsy hoe tsy tiako fa mampitsiky ahy ilay anarana tsy faheno matetika ohatra hoe philemon e, hypollite e, gertrude e, nepomucene e, ernest e, gilbert e..
de raha vao misy tine tine koa dia mampihomehy
82. fijo ( 06/09/2004 19:22)
ary raha hoe "babatay" "tomboza""shibany"anarana bandy akamako tany majunga ireo.
83. chipie1 ( 07/09/2004 15:52)
mba anarana kou re zany ry fijo !
84. vegas ( 07/09/2004 18:08)
Dé aona ny miakama amin' zany letsy? hihihi
85. fijo ( 07/09/2004 21:52)
hoatry ny akama rehetra ka.sady tsy mamitaka izany ireo an.tena natokisako mihintsy ireo ary rehefa tonga any majunga aho dia mbola akamako ihany ry zalahy.
86. vegas ( 08/09/2004 16:43)
Eny tokotrany fa ny anarana any amin'ny morontsiraka de afahafa ôtrizany dôly an.
Tadidiko tsara ny nahavôsazy anà vôloany tamin'ny za nibôsy tany amin'ny sisiny. Nanao presentation ny tenany lé prof de niteny ny anarany, tonga de tapaka ny tsinaiko fa tena tsy tanako tsony. Ary ny tena gravy de ity: za rery no nikakakaka fa ry lerony tsisy niomé. hihihi :-D :-D :-D :-D
87. mimich ( 13/10/2004 07:28)
vegas> hihihi, soa iany ny anarakof a oh ny an\'ny olon-drehetra na avy any @ sisiny aza
88. rambofrau ( 13/10/2004 14:23)
Fijo,tsy mialona izany aho eh.
Fijo sy Mumu zany izao anarana manaitaitra.Sa ahoana???? :°) :°) :°)
89. pitchou ( 13/10/2004 18:23)
rambofrau> taitaitra eo rizareo fa ataovy! :-D :-D :-D
90. fijo ( 13/10/2004 22:40)
rambofrau>tena anarana manaitra ireo ka.
fa ny anarana gasy tena nampiomehy ahy dia \"tsisy anara\".tamin\'ny rotaka koma tany mahajanga dia dadanay no mpanoratra ny anaran\'ny mpanao rondy.dia nanontaniana i lery hoe iza no anaranao.dia namaly tsy taitra mihitsy ilay rangahy hoe \"tsisy anara\"dianihomehy kely dadanay sady namerina nanontany,fa ny karapanondro no navoakany ary dia \"tsisy anara\" no anarany.

ny anarambazaha indray dia Mr \"le couille\"
91. mimich ( 18/10/2004 15:18)
fjo ah ary enao ve efa naheno anarana we tsampôzy (raha adika @ teny gasy ofisaly dia hoe tsy nampoizina)
92. fijo ( 18/10/2004 22:47)
mimich>ny anaran\'ilay sipa vadin\'ny lehiben\'ny fokontany ao amin\'ny doany majunga dia io tsinampoizina io.niara nianatra tamiko io sipa io.
93. mimich ( 25/10/2004 12:46)
hihihi!!! ary ny hoe fetnat fa teraka 26 juin ilay olona dia io no hita teo @ calendrier
94. fijo ( 26/10/2004 00:02)
zara tsy nataony \"calendrier \"aza ko
95. pitchou ( 26/10/2004 06:29)
hihihihihihiiii!
96. fijo ( 26/10/2004 22:51)
asa ko izay no hitany teo.
97. ikaretsaka ( 27/10/2004 03:58)
tsy mBola tratran\'ilay hoe landrover sy tournevis aza laisany ko!
fa t@ ny nahaterahan\'ilay zaza no nisy ireny le land rover mpanao Camel trophy moa(??!!) nandalo ny tananan-dry zareo dia izay zavatra nolazain\'ilay vazaha mpanao camel trophy no lasa anaranjaza!
98. vegas ( 30/10/2004 11:47)
Misy anarana sipa tonga de tsy maintsy manja ve de bandy tonga de bôgany fôna koa?
99. fijo ( 01/11/2004 23:49)
mety misy.
100. dezy ( 04/11/2004 12:29)
Ra-fijo ooo zany dezy zany ve tsy tonga de manaitra???? kkkiiiii milaza zavatra maro zany an hihihihihihi :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5036