Anarana manaitaitra

21. lanto ( 30/07/2004 18:27)
hery> hitako hery no taitsa t@ i h....oups hay iny tsisy h ! hihihi Saika tsy tinareo ngah le miatomboka @ s.... ? santale ohatra na sarlotte ? :D
22. mcfy ( 30/07/2004 23:46)
Lanto> si L chante @ alina aloha d tsara fa ny sarin'i Lotte kosa tsy mbola hitako :lol:
23. mimich ( 02/08/2004 08:18)
to anaram-bhv daol izy izany, ary aona ry magloira sy gregoara , mety hiaraka ihany izy sy ny perety sy ry jilety ô :lol: :lol: ,
o ry zareo ity anarana iray ity olo tena tokony tsy hatao @tsika gasy fa tena maha sadaikatra ihany indrindra fa rehefa ao anaty fahamaihana ny miantso azy "Hélène"
24. hendry ( 02/08/2004 15:24)
Misy anarana mahatara fotsiny zao, ohatra: Zo
25. tequila ( 03/08/2004 13:10)
Ny mahagaga dia marina fa misy hoe aingam'panahy ny ray aman-dreny rehefa manome anarana ny zanany , nefa toa tsy miheritreritra izy hoe hanaitra sipa ve ity zao sa hanaitra bandy , ohatra hoe Natolojanahary . Amizay tsisy fanafohezana fa tononona daholo : eritrereto rehefa antsoina !
26. mcfy ( 03/08/2004 23:15)
tequila> d hoe fa iza moa v no tsy natolony? :wink:
27. tequila ( 04/08/2004 07:02)
:lol:
Eny hoa e!
28. yonikafopl ( 04/08/2004 10:02)
:roll:
29. vegas ( 05/08/2004 09:37)
Anarana sipa tsy maintsy manja (atramizay ka atramizao): "Anja" oulalaaaa
30. yonikafopl ( 05/08/2004 20:38)
ny anarako manaitaitra ilay tiako,
ny anarany mahataitaitra ahy
31. nikopol ( 06/08/2004 06:11)
Ny anarana manaitaitra ahy dia ze mihafara amin'ny "a" :

Pamela, Samantha, Lolita ....

(ary matetika ny sipa mihafara amin'ny "a" ny anarana dia somary be tratra izay)

:lol:
32. pitchou ( 07/08/2004 09:56)
fa ny hitako manahirana lou d le anarana hoe malala e! ny olona rehetra miantso azy malala d raha sendran'ny saro-piaro lasa gidragidra be! ari malala v tsy mbola sendrany?
Fa efa naheno kou zà hoe "karamany" ny anaran'le bandy!!!!
Ary tsy tinareo v le miafara @ "tine"? meltine, berthine ... d rehefa mba miangola d mora kokoa ny mamadika zy hoe "tiko" meltiko, bertiko ...
33. lanto ( 07/08/2004 12:49)
pitchou> toa efa bdb hono ny pub ataon'ny tiko fa aza ampiana tsony :)
34. yonikafopl ( 07/08/2004 17:15)
hi hi hi hi hi hi hi h
35. fijo ( 13/08/2004 04:47)
o ry zalahy an,ary fatouma sy adija ary miriamo ve tsy milay?ih,ih,ih na koa i rozy sy zozefina.
36. lanto ( 16/08/2004 07:52)
ary ny vhv ve mba misy anaran-dhl manaitaitra ? lé tonga dia mampieritreritra hoe : "izany ka lhl !" Saika hataoko any amin'ny resa-bhv fa aleo atao ato ambanitafotranon-dry zareo lhl mihitsy e
Ny ahy aloha ny anaran-dehilahy misy "tanjaka" toy ny hoe : andry, hery, toky, aina ôtsan'ny mba tiko !
37. nikopol ( 16/08/2004 10:17)
lanto zany an! :lol:
38. lanto ( 16/08/2004 11:10)
:-D
39. lanto ( 17/08/2004 18:17)
hay moa sarokenatsa ny vhv malagasy :roll:
40. fijo ( 17/08/2004 22:30)
ny ahy aloha izao ilay hoe "mumu" dia tiako e.mampa te handriandry izany .hoatry ny hoe mampa te ho saka hitakisikisina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6373