Anarana manaitaitra
63. fijo
(
25/08/2004 19:19)
mimich>24/08 12h50. jereo.
niko>misaotra letsy e.
chipie>hita ko.inona indray.
ramaso>izay ataonay hianarana letsy e ;-)
niko>misaotra letsy e.
chipie>hita ko.inona indray.
ramaso>izay ataonay hianarana letsy e ;-)
64. mumu
(
26/08/2004 07:04)
fijo :*
Nikopol enao efa misy manaikatra ny oronao knou!
ramaso zany hono!
chipie1 inona njay?
Nikopol enao efa misy manaikatra ny oronao knou!
ramaso zany hono!
chipie1 inona njay?
66. fijo
(
26/08/2004 22:19)
mimich>hayyyy,zay aty enao ary an, mama zeny e.
mumu> (l) (l) (l) :* ndry irery
mumu> (l) (l) (l) :* ndry irery
67. nikopol
(
27/08/2004 07:07)
Misy oroko faharoa izay hitovizako an'i pinochio, io mihalava refa mandainga za, io ze tena tia ahy ihany no manaikitra an'io. :lol:
Fijo sy mumu mamy izy zany, mifandokadonka, mifampitsetsetra, eo, de milelamolotsa eo. :lol:
Fijo sy mumu mamy izy zany, mifandokadonka, mifampitsetsetra, eo, de milelamolotsa eo. :lol:
69. mimich
(
27/08/2004 10:12)
nikopol>, mba tsy aritrao mihitsy izany fitovizana a@ pinochio izany.
fijo sy mumu> arahabaina e!
chipie1> 900 kg ......angamba (hoy izay hira izay)
fijo sy mumu> arahabaina e!
chipie1> 900 kg ......angamba (hoy izay hira izay)
72. mumu
(
27/08/2004 22:10)
ikaretsaka tahak'inona!!!
mimich sôtsa!!
chipie1 resakareo sy nikopol aloha atao milay de ho hita eo nenay sy fijo!
mimich sôtsa!!
chipie1 resakareo sy nikopol aloha atao milay de ho hita eo nenay sy fijo!
74. fijo
(
30/08/2004 20:21)
za tsy mampianatra fa jereo fotsiny ny ataoko e.
chipie>natavy be mihintsy.le resaka.
mimich>misaotsa e.
niko>tandremo sao lava loatra fa manome sakafo olona an. :P :-D
chipie>natavy be mihintsy.le resaka.
mimich>misaotsa e.
niko>tandremo sao lava loatra fa manome sakafo olona an. :P :-D
78. fijo
(
02/09/2004 19:55)
ka izay mihintsy no hilaina ko.atao inona koa izy raha tsy mihalava le laingany. :-D :-D :-D
79. rambofrau
(
03/09/2004 11:30)
Fa lasa i Fijo sy MUmu ve no sujet n'ny resaka eh.Toa lasa declaration d'amour izy izany.
Ny ahy aloha le hoe Jean Paul tsy dia tiako sy ny hoe Gerard......miala tsiny 8O