Anarana manaitaitra
50. nikopol
(
24/08/2004 11:14)
Mumu, nantenaiko fa mbô za ny my (l) an'ela. Eny e ! i lery alou namana sady tsara fanahy ka tsy maninona e! :lol:
52. tsiperifery
(
24/08/2004 12:42)
nikopol > Sao de nomen'elà ody fitia be loatra izy ? Kangà moa tsy " soa ny manandroa " e ! :lol: . Jamais 2 sans 3 satria ramaso tsy maintsy hiainga any koa !! :lol: :lol:
mumu > fa tonga ahoana enao izany ? Tany @ zezôl1pika angà sa nitsôka ireto namana be fitiavana ireto ? :D
mumu > fa tonga ahoana enao izany ? Tany @ zezôl1pika angà sa nitsôka ireto namana be fitiavana ireto ? :D
53. nikopol
(
24/08/2004 12:50)
Tsy azo hanafenan-javatra ela ty ry tsiperifery, fa le ody fitia ange letsy misy tsiperifery kely ao anatiny ao e! :lol:
54. tsiperifery
(
24/08/2004 12:59)
Nikopol > Tsy maninona letsy raha tsy manana sakamalaho elà dia azo asiana fofompofona tsiperifery tokoa ao anatiny a ! Tsitsio ihany anefa satria anarana tsy de manaitaitra izy io ka sao mampitsoaka indray ! :D
59. fijo
(
24/08/2004 19:15)
ary naninona i mimich?
nikopol>azafady letsy fa tratran'ny fanainga lavitra aho nahita azy io an.izay ilay hoe "ny foko ve no adala?"dia ahazo tsiny amin'ny namana ato ve za zao?
chipie>manatavy resaka ve?
mumu> (l) :*
nikopol>azafady letsy fa tratran'ny fanainga lavitra aho nahita azy io an.izay ilay hoe "ny foko ve no adala?"dia ahazo tsiny amin'ny namana ato ve za zao?
chipie>manatavy resaka ve?
mumu> (l) :*
60. nikopol
(
25/08/2004 07:20)
Fijo, he! ny hahasambatra an'i mumu no tanjontsika, élà no tiany ka tsy misy tsiny letsy a!
Anjay, de milelamolotra eo! :lol:
ramaso za manana tavoangy whisky ato afaka reventsika mitsam.. :lol:
Anjay, de milelamolotra eo! :lol:
ramaso za manana tavoangy whisky ato afaka reventsika mitsam.. :lol: