Anarana manaitaitra

1. vegas ( 25/07/2004 03:18)
Mitombina ve oe noho ny anarany no tsy itiavana an'ilay jôba? Amiko mety mitombina iany satria iny foana no ho tonontononina mandritra ny andrompiainana de aleo nifidy ze ankafizina, sa aona ozy lisany? Omeo anarana mahate ho tia sy tsy mahate ho tia oe azafady ra mahita lisany?
novalian'i dezy ny 14/12/2004 14:04
2. hery ( 25/07/2004 07:13)
Anarana manaitaitra :)

Ny anarana tena manaitra rehefa maraina ohatra dé Réveil :) ok ok

Ny anarana miatomboka @ H manaitra daholo satria misy expiration-n'ny rivotra mivoaka rehefa miantso azy. Andramo fotsiny anie ohatra H..ery, H..asina, H...anta sns. Sao dia misy hanao hoe H..angie na H..ari.malala :)

Ny anarana manomboka @ Fi... koa dia manaitaitra satria mitory fitiavana sy fiainana andavanandro.

Fifaliana, Fitia, Fy

Ary ny farany dia ilay pseudo kely izay atao doublon

Nounou, Fifi, Mumu :) , Nanah sns...

3. ikaretsaka ( 25/07/2004 07:34)
Ny ahy aloha ilay manomboka @ I sy nyA no manaitra ahy e satria rehefa alohan'ny hanonona ianoa dia manao hoe I.... na hoe aaa (raha gasy)
tonga de taitra ianoa ary maika hihaino ilay anarana
4. hery ( 25/07/2004 07:43)
:)
Na koa hoe tsy wain raha toa ka adino ilay anaraana... Rehefa anontaniany hoe fantatrao mou zà? dia hoe iiii yvette :)
5. ikaretsaka ( 25/07/2004 07:53)
fa suspense be aloha mandra paha tonga any @ le aaaaaaaa iiiiiiii Yvette
6. mumu ( 25/07/2004 09:17)
hery hihihihi
io prénom an'là io tiako be
7. aladin ( 25/07/2004 10:35)
nenah lou le miafara @ ..ah no tiako e! toy ny hoe tinah, dinah...... fa ny miafara @ ette kousa tsy mba tiako :-D de le agasiana kely hoe perety, dety,..... :roll:
8. ramoul ( 25/07/2004 18:49)
hihihi aladin :-D
Nyanah alou le manomboka am' ie no tiko é le angie, virginie,...
9. vegas ( 25/07/2004 22:46)
aladin aza mapmé an! :-D :-D :-D
ôtrany marina iany ny tenin'ialahy aloha e. Otrany gaigy be iany lé hiantso oe "perety aaaa! perety ooouuuh!" hihihihi :^) :^)
Lé miafara amin'ny ...ah no milay, ary lety zany efa mpandinika mintsy an?
Ny an-dramoul ko otrany milay, sady tonga de mampitohy amin'ny tsiky kely mintsy lé anarana an, lé iiii tonga de lasa tsiky avy eo. oulalaa
10. yonikafopl ( 25/07/2004 22:52)
hi hi hi hi hi hi nareo reto manapa-tsinahy ka!!! marina e!!!!!
fa tena raha mandinika tokoa dia arakaraka ny anarana ny toetra na tarehin'ilay mitondra azy, asa ianareo raha mba efa namaky ilay boky we" la signification du prenom" fa tena mifanojo @ ilay olona daholo.
11. tsiaro ( 26/07/2004 06:14)
de anontanian'ny bandy hoe iza l'ty no anaran'ny sipan'lah? de hoe zety na odety na zilety kay!!!! :-P
12. kally ( 26/07/2004 10:40)
Hery> Filômenina? Tianao?

Aladin> Edouarda, tsara ve?
13. lema ( 26/07/2004 12:40)
nénah ndray lé mitomboka @ mi no tiko,mirana,miray,mitia,............milay e!
14. kally ( 26/07/2004 13:17)
izaho izany mba mpanampy ny voalazanareo etsy ambony e!

Lema> Myriam; mylène
15. ari.malala ( 26/07/2004 13:21)
Ts'isy H kosa ny anaranay r'i hery fa aza volena â! Sa ve mety ho tsara raha misy? :)
16. mcfy ( 26/07/2004 23:50)
tsiaro> ka i julety za gilety ty voalaza ary fa sao d mitetika ny hahazo sipa kanjo voadidin'ny lame kou!

ny hoe Dety sy Perety efa mba mahavantana ihany ny maheno azy fa le hoe Suzety no toa mapiahotra ah raha sendra mifanehatra amiko ko. Toa havesatra ny sujet @ zay fotoana zany :lol:

Ny ah ko d aleoko le anarana mampite handih slow reny ohatra hoe Kanto, Lanto, Ranto.

Fa hafa kosa ny Dalton an hihihi
17. wawawa ( 27/07/2004 00:08)
Ary tianareo ve raha hoe Pauline, Edmondine,sns
18. mcfy ( 27/07/2004 00:26)
wawawa> hihihi toa ol manana ny maha izy azy reo na d tsy d tena ankafiziko loatra aza aloha fa mialatsiny @ tompony :oops:
19. fraulo ( 27/07/2004 08:17)
Io dia arakaraka izay tonga aloha foana e.
Raha ny fitiavana (matotra) no tonga aloha dia na dia anarana tsy dia tsara faneno aza dia lasa ikisahan\'ny fitempon\'ny fo foana, hoy ilay hira izay hoe : ... ny anaranao, hafahafa izay, tsy hoafaka ambavako mandrakizay ...
Mazava ho azy raha fitiavana haitraitra dia miankina @ endri-javatra daholo, ny bika, endrika, feo, anarana, fisehoana ivelany, dia ... miara-tsy misy na miara-rava amin\'ireo koa.
20. poupounesana ( 30/07/2004 17:47)
Hery, ny Hanitra kosa aza adino eh!
marina ny an'i fraulo, zay tiana no lasa tsara anarana :-D :-D !!! fa io marina arakaraky ny anarany ny pozipozin'le oll sy ny toetrany!!! efa nahita ankizy hoe Manjaka v nareo? fa zany d tena mpanjaka mitsy ary tsy maintsy atao ny sitrapony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5668