Namana mitovy sex aminao

41. poupounesana ( 30/07/2004 18:11)
tsy haiko zay resaka niseho entre ny fanontaniana voalohany sy ny eto @ farany fa tonga d valiko le fanontaniana ery ambony : raha ohatra enao ka tsy homo d mety hanimba ny passport-nao ny miaraka@ny foana (zany hoe mety hoeritreretin'ny sasany ho izy koa enao)!!!
42. mcfy ( 30/07/2004 23:49)
mumu> mci ndao ary e! andrasako any @ tohatra njy fa za tsy manana code hidirana hihi :lol:
43. diavolana ( 06/08/2004 12:11)
za aloha tsy izy @zany! mbô kôzy! :^)
44. booboo ( 06/08/2004 13:32)
ny anà idnray tsy olana amiko na kely ara. Hatrizay tsy nisy ny olana dé tsy hitako zay tokony hampivadika ny rasa satria naheno zà oe zao oun io namako io, na izy no niteny tamiko. Sady tsy maintsy efa hainy oe tsy mirona any @ safidiny ho lesb. zà dônky mijanona ho mpinamana tsara ihany
45. xxx ( 21/08/2004 14:27)
Iza avy ary no gay ato @ty site ty, manorata eto ambany zé sahy.
46. mumu ( 24/08/2004 15:25)
xxx sorato alou ny ps ano raha sahy enao!!
47. chipie1 ( 24/08/2004 17:25)
sao de gay aza io xxxx io tsy koi ane zany e?
avoay ny ps aingana....
48. xxx ( 23/10/2004 15:11)
:-*
49. fijo ( 26/10/2004 22:54)
amiko na inona izy na inona ny sainy no maha namako azy ka tsy hitako izay hantony hanariana azy.
50. ikaretsaka ( 27/10/2004 04:00)
ie Rasurf io gay
51. fijo ( 02/11/2004 23:49)
namana ihany aloha isika ato e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1114