Namana mitovy sex aminao

1. atmos ( 14/07/2004 15:39)
Fa hono hoa ra zareo, raha manana namana ianao mitovy sex aminao, namanao be an, de ehefa aty aoriana fantatrao fa PD izy na Lesbienne, ahoana ny ataonao? ialànao pas ve?
novalian'i fijo ny 02/11/2004 23:49
2. vindy ( 14/07/2004 15:49)
f'angah elah efa tratran'izany kle, zah alou raha manandrana mikôty ah izy de izay ah vao hametra-panontaniana e
3. atmos ( 14/07/2004 15:51)
ka tsy mampatahotra an'elà angaha ny sao de tolominy rehefa sendra mianaraka aminy irery ao an-trano, surtout refa bokona be noho elà izy.
4. ramoul ( 14/07/2004 20:50)
hihihih so ihany zah fa tsy bokona klé!
ra zah aloha no tratran' zany de tsy mitsôka zah fa ataoko namana fôna sô de misy ilaivako azy any aorina kely any é!
5. wawawa ( 15/07/2004 00:24)
Matetika anie ny pelaka tsy bokona satria te ho vehivavy!
6. pitchou ( 15/07/2004 02:46)
wawawa> ka ireny pelaka ireny hono misy hoe izy lahy na izy vavy ko! fa ra zà kosa alou toa tena sarotra be amiko ny minamana @sipa lesb zany! tsy mbola nanana namana otran'izany aho fa eritrertro io!
7. xxx ( 15/07/2004 03:30)
fa ny tsy azoko kely @ ndry zalahy ireny an..
matoa ianao pelaka dia tsy mila vehivavy sy ilay zavatra intsony .. nefa mahagaga fa rehefa tonga ny filaina dia atsofoka anaty lavaka ihany ilay tantara...
toy iznay koa ny vehivavy lesb hoe tsy mila iny zavatry ny lehilahy iny hono..nefa rehefa tonga koa ny tokoa dia mitady zavatra hafa mitovitovy amin'iny an'ny lehilahy iny ihany atsofoka ary...

Dia ahoana ihany ary?
8. atmos ( 15/07/2004 10:22)
hhihihihihi...... tsy ratsy marina iny remarque in klé, fa manin marina ary? sô de le izy naturel no tsy voan-dry zalah? fa mitady zavatra plastika na zvtr hafa? Lasa revy plastika kou? sa?
9. hendry ( 15/07/2004 10:53)
Fa maninona no tokony ialàna pas izy?
Pitchou> tsy azoko hoe sarotra aminao ny hinamana @vehivavy lesb, matahotra ny ho kôtiny ve? Maninona nefa tsy sarotra aminao ohatra ny minamana @ lehilahy "normal" (zany hoe tsy pelaka), afaka mikôty koa anie reny e!
10. hendry ( 15/07/2004 10:54)
Namana pelaka no ananako fa tsy mbola nanana namana lesb aho, nefa na zany aza tsy ialàko pas satria azy ho azy ny fiainany fa ny finamanana no jerena e!
11. pitchou ( 15/07/2004 11:19)
hendry> ka tsy resaka mikoty na tsy mikoty ange le izy e! ny sur fa efa hitako d lhl pelaka fa tena hitako tsy normal ny fomba firesak'ireny ka! d mihevitra aho fa otran'izany koa ny lesb!
d inona ry hendry no tena mba resahana @drizareo? sa aleo miresaka lamaody sy sahala @zany fa tsy miresaka sipa na sahala @zany?
12. ari.malala ( 15/07/2004 13:42)
Tsy manana namana toy izany aho fa raha misy ny toy izany dia resahako tsara izy ka! tsy tokony hanelingelina mintsy ny maha lesbienne na PD anazy, izy izany fa tsy za tsinona.
13. methode ( 16/07/2004 00:02)
Miankina amin'ilay namana ihany io e! Samihafa ny hoe homosexualité sy ny homogénitalité! Raha homosexuel (le) fotsiny dia tsy maninona fa azo tazonina tsara ho namana! Orientation sexuelle fotsiny mantsy io ka samy manana ny manintona azy! Fa rehefa tena tiana tanterahana ilay homogénitalité vao mipetraka ny olana na amin'ny mpinamana na amin'ny mpiara-monina!! Ny ankamaroan'ny olona mantsy dia mihevitra fa aretina ny homosexualité!! Ny psychologue nandinika kosa anefa milaza fa antony maro no mety mahatonga an'io na miankina amin'ny toe-batan'ilay olona!! Ny zava-dehibe dia ny fahaizana mifehy tena fa misy olana foana na homosexuel na hétérosexuel raha vao tsy mahafehy tena!
14. pitchou ( 16/07/2004 10:46)
asa lahy! ny tsy fantatra manko dia ny mety ho réaction ny tena raha sanatria ianao mihevitra hoe namana kanjo nikoty tampoka! kay! raha tsy misy eritreritra ambadika izy dia angamba tsy ho fantatra hoe homo ange e!
15. mcfy ( 16/07/2004 10:54)
le mitady plastik reny d efa leo BIO izy e! Mitady ny 200% angamba hihi
16. yonikafopl ( 16/07/2004 12:48)
ny ahy njay kalou namako doly e! raha toa ka misy lesb mikoty ahy dia lazaiko azy tsotra fa tsy toy izany aho fa bandy no tiako , dia izay, efa nanana namana aho toy izany , sarotra ihany kalou nefa nataoko tsapany fa bandy ihany no tiako dia nijanona ho mpinamana zahay! tsy hanariako azy tsy ho namana ny maha lesb azy.
17. ari.malala ( 16/07/2004 13:43)
tsy azoko ilay tian'i ramaso tenenina, namana no resahina ko lasa misy resaka mitsingolika izany koa?
18. mcfy ( 16/07/2004 15:52)
ari.malala> k mety efa nitsingoloka angamba ramaso ko hihi
19. mumu ( 16/07/2004 20:08)
ramaso hummmmm....

aza mba tsatsan'ny ramaso mitsingoloka hono naroe an!!!
20. mumu ( 16/07/2004 20:40)
ramaso wadray klé!! aza manalabaraka eo an!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.286