Namana mitovy sex aminao

21. mumu ( 16/07/2004 21:07)
ramaso tssss
22. mcfy ( 17/07/2004 02:25)
mumu> ka tsy aleo v mba afaka toy izay mi-double. hihihi
23. surf ( 17/07/2004 07:14)
Afaka minamana ve ny lehilahy se vevavy na dé tsy mpisipa aza? Raha @ olona taloha be zao dé mety fadin-dambo @alika zany.Aty amintsika mbola tena miafina ny homo sady tsy ekena dé zay no olana nefa tsy maintsy mi-avance fa tsy afaka mijanona eo, diso ve zany ...? Ny sipa iray ve dia hatahotra ny bandy namany liray foana sao dé birder-ny? Raha fantany ny toetrany fa azo antoka dé tsia. Ny olona homo dé tsy olona marary saina fa olona manana attirance sexuelle hafa noho ny ankabeazan'ny olona, olona doué d'intelligence hoatra ny olona rehetra ihany, matetika aza manantombo kely noho ny sasany ny intelligence-ny.
24. pitchou ( 17/07/2004 15:25)
asa ra-surf fa otrany tsy mbola nanana namana homo aho ko!
yoni> ka ndraindray ange hitan'ny olona we namanao sy mpiaraka aminao ireny d heveriny fa enao ko sahala @zany d itangoronan'ny sahala @ zany marina tsy ho sahirana?
25. ikaretsaka ( 17/07/2004 19:17)
azavao aloha ilay hoe homo intelligent nohon'ny hafa ra surf fa tsy azoko
26. manjamanja ( 19/07/2004 17:12)
zah ko efa sendra zavatra ôtry zany : nanana namana zah (lasa meilleure amie-ko mintsy aza). Taty aoriana henoko fa lesb hono rasipa, kay, c'etait un choc pour moi! Nanontaniako iany aloh ny hevitry ny proche-ko. Enfin, nieritreritra zah fa tant que tsy manadala anah izy de tsy maninn fa on reste amie, sinon je la tue rah medaladala aty amiko aty izy!!! D'ailleurs, il faut respecter les gens tels qu'ils sont! C'est leurs choix, azy zany, fiainany zany, ze anaovany azy any. Refa tsy mikitika ny fiainako de tsy mampaninona anah.
Sady tsy mba azo ariana am-ratsy ny namana é! rah tena namanao izy.
Fa mila mi-impose enao woe "tsy ho azony am-zany", mba tsy ho tenté ko izy.Reste soi-même!!!
27. ari.malala ( 20/07/2004 12:16)
misy zistoara tsy mazava ao ramaso s'i mumu an! :P
28. mcfy ( 20/07/2004 22:45)
ari.malala> f'inn wa 8O
29. methode ( 20/07/2004 23:20)
Misy ady tsy vita tany am-pandriana tany angamba tohizan'ny sasany eto ka!!! Hihihihi
30. mcfy ( 21/07/2004 20:54)
ramaso> marina v? mumu, tsy aleon-jy v ataoko principal toy zay maitresse any @ ramaso. hihihi
31. mumu ( 21/07/2004 21:27)
mcfy ari.malala tsisy nin nin zany zazakely io ve mba henoinareo fa tssss!

mcfy raha ataon'là principale za maitressen'là tsy koi fa manaiky za!
32. methode ( 21/07/2004 22:23)
mumu, ramaso> SAo de mitovy sex ary nareo ireo!!! Toa izay mantsy ialy titre eo nefa toa lasa niova resaka hafa!! Hihihi!!
mumu> Maitresse mpampianatra io sa maitresse amin'ny ahoana?
33. mumu ( 22/07/2004 21:57)
methode maitresse amin'ny retraretra!
34. mcfy ( 23/07/2004 00:06)
mumu> oeeeeeeeeee (l)
35. mcfy ( 23/07/2004 04:08)
ramaso> zà angah maka raha tsy mangataka no sady makafy azy
36. mumu ( 23/07/2004 05:26)
mcfy hummmm ndao tsika ande fa avelao eo io ramaso io!!

ramaso inona no hidiran'ny ikaretsaka am'zany?
37. xxx ( 23/07/2004 12:19)
(l) rehefa namana dia namana na inona na inona, koa rehefa mitady izy dia omena na marary aza fa namana io ko, hihihih, sady tsarabe enge , hono izany e,
38. xxx ( 23/07/2004 20:05)
xxxx> marina izany ... :}
39. ari.malala ( 26/07/2004 13:26)
Raikitra ndray ny resak'X ato!

Fa zazakely ahoana aky ramaso r'i mumu? hay kosa kay efa mifankahalala tsara an! :)
40. reamagasy ( 27/07/2004 19:39)
Famaninona ary no tsy tonga dia tsorina fa aza ato resaka ela.Maro ny gays aty amintsika ,ka maninona ary raha mivondrona ,jereo ny any ivelany rehetra fa efa samy mivoaka tsikelikely ny henatra rehetra , phenomene tsy azo lavina io .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6516