tantara ratsy

41. ari.malala ( 21/07/2004 12:51)
Andray kosa ianao r'ii lema! ianao no voafitaka tany d ny sipa rehetra ve no lazainao fa mpamitaka? sao mab sty rariny kosa! :(
42. lema ( 21/07/2004 18:49)
fa ahona kosa ary no ilazako azy raha ohatra ka hoe 3 isan-jato ihany no tsy mamitaka.
de afaka miteny ve za hoe tsy mpamitaka ny sipa,sa hoe mpamitaka ny sipa.
43. pitchou ( 22/07/2004 00:43)
ka raha izany, iza moa izany no tena mpamitaka ramaso? nareo ange raha vao mhita vhv zany d ny hamitaka no tonga ao an-tsainareo voalohany e! d nefa rehefa nareo no voa d ....
44. lema ( 22/07/2004 13:46)
za alou mbola tsy namitaka fa efa voafitaka e!
45. pitchou ( 22/07/2004 15:43)
tena marina ve? tsara raha toa enao tsy mbola namitaka olona! ary aza malahelo ny @zany!
46. yonikafopl ( 22/07/2004 16:03)
io kosa aloha tsy azo atao hoe ny rehetra e! tsy ny lhl rehetra na ny vhv rehetra no mpamitaka fa misy ireo izay mety hametrahana fitokisana, ny hany azo atao dia ny mitandrina ihany.tsy tonga dia maika ny hananki-po be loatra fa savasavaina tsara kalou sao misy tsilo vao miditra ao anaty lobolobo mba tsy haratra.
47. pitchou ( 23/07/2004 08:42)
de rehefa sendrany moa zany d ahoana no atao?
48. lema ( 23/07/2004 12:39)
ny aza tratra ihany no fanafodiny
49. xxx ( 28/07/2004 09:52)
ny ahy vao haingana..azo lazaina hoe izy no niaraka tamiko voalohany h@
sarotra ny manazava azy eto fa fehiny :korontana be de son côté zani
Gd A be noheverina ho lasa lavitra nefa tsy azoko hoe naninona no tapaka tampoka ilay izy , tsy resaka sipa hafa aloha fa ny antony nialany ftsn d hoe : débordé be lery , il a besoin de tt mettre au pt ds sa vie , des remises en questions sr lui -même hono, car ces derniers tps nikorontana be ny fiainany ,il sait plus où il en est (fianarana,fianakaviana , sns )
de vao haingana indray d hoe hiverina inray hono, par l\'intermédiaire n\'ny namany iray fa rehefa niresaka d tsy mety intsn satria \"les sentiments ne suffisent pas \" ,mi-envennimer zvt btsk ny fiverenana tant d son côté que du mien , nefa mbola samy tia ..samy ela taty aoriana vao tena nanadino(sûrement tsy ilay olona fa iny passage iny )...
mitohy ny fiainana na d teo aza izani , naharary tokoa fa efa sitrana ny tena izao , tsy te-hanankim-po be amin\'ny olona intsony raha izany no atao hoe ratra...
olly



50. xxx ( 28/07/2004 10:21)
Sambatra daholo ianareo efa voafitaka. Za mbola tsy namitaka sady mbola tsy voafitaka.
Nikopol
51. sobika ( 28/07/2004 13:43)
tantara daholo zany an! za kosa indray aloha de tsy sahy mahatoky lhl zany tsony eh satria de in-3 nidofotra t@ pôto ka fay!
ny volohany an de zao : nisy bandy Semipi zay niaraka t@ko voalohany ary na de hoe nisy olana t@ fianakaviana aza de niarahana ihanyTle za t@ zay;refa mba afaka Bac soa amatsara( in-2 naka vô afaka) de mba niakatra taty tàna satria koa jeux des îles t@ zay! zareo rahateo any no tena mipetraka: nifankahita t@ Rar ;nisakafo tany mintsy aza nefa indray hariva refa nanatitra ahy izy de nolazainy teny andalana fa we izy hono manana sipa 1 any fianar/1 ao tàna/ny fanitelony zany de za(any @ toerana fanaovany vacance) de hoe anjarany hono no misafidy ze ho hiaraka aminy hatramin ny farany de lazainy ahy hono zny mba tsy hampatezitra ahy any aoriana any!!! tsy zakan ny foko sy ny saiko zany fa tena nandraiky narary mintsy aho ary nanampakevitra fa hody ny ampitso maraina ihany!
Ny fanindroany indray de refa mba lehibebe kely fotsiny ka nanao stage t@ na orinasa iray: nifankahita t@ na résponbla iray zay za(izy mbola celibany za koa)de niaraka ;nifanerasera t@ fianakaviana kanjo nisy namako zay reko we miaraka aminy izy rahateo tsy re intsony(diso ve za t@ zay satria de nanao firaisana aranofo izahay ary izy no voalohany) le sipa io rahateo toa we bevohoka: nada mafy izy we tsy azy le izy satria tena olonkafa mintsy no miaraka aminy; taty aoriana moa izy nanambady ary de mbola olonkafa tanteraka no lasa vadiny
ny fanintelony indray de mba nifanena t@ oul iray hitany rehetra fa we matotra sy mendrika(tany @ fivoriana iray nihaonana tanora maro no nifanena) ny loza de kay izy ity tsara ho an'ny groupe fa refa tena izahay sy izy de mangatsiaka toy ny glasy! tsy mba manana affection ary tsy mba mizara hafaliana mintsy fa de manjetoka lava: refa eo ihany reo namany vô mba misy tsiky! izy moa refa nontaniana hoe enao ty ngamba tsy tia ahy akory de tezitra mamaly hoe"enao koa toy ny zazakely! tsy tiana ve de hiarahana ka" za fôna no lany mandany credit miantso azy fa izy tsy taitra akoy!! nandritra ireny fotoana sarotra teto @ firenena ireny de nitety faritany no nataony raha nikatona ilay toerampiasany! tany izy ka tany tsy mba manome vaovao akory: izaho kosa leo ny niandry de nanamboatra fiainana ary de nifanena t@ olontiako!!! (hatramizao mbola mamy ny fiarahana fa izaho kosa tofoka sy fay ka tsy te hifamatotra lalina intsony) refa nandalao taty amizay izy @ zao fotona de izaho indray no ratsy eo imason ireo namany fa we za no mpamadika!!!
de zay ny ahy fa reo tantara 3 reo tena tsy nisy zakako mintsy fa nangidy tamiko daholo
52. olly ( 28/07/2004 14:46)
nikopol e< ny efa voafitaka ve no mahasambatra :?: aza manody :!:
53. xxx ( 29/07/2004 17:08)
ny ahy ny isaorako an'Atra d ny tsy d hanana tantara ratsy b, du genre hoe je me suis fais baiser et que ts les mecs du kartier le savent fa mba oll tena nitia ahy no niaraka t@ko sy miaraka @ko @zao ary vao (sa efa, c selon) roa ny oll tena niaraka t@ko ds la définition complète du terme! fa mafy alou le nisaraka t@le voalohany satria iny no voaloham-pitiavana. zay no tantara ratsy.enga anie mba tsy hisy hafa intsony
54. xxx ( 30/07/2004 09:22)
misy roa izany tsika ry xxx no misaotra an'Atra amin'izay lafiny izay !
55. fijo ( 12/08/2004 00:37)
ny ahy nisy sipa kely izay hitako ny nahakely azy.dia nisary adala tamiko,tamin'ny 97 izy 17 taona dia nidirako amin'izay,ary dia za tokoa no voalohany nitsidika tao.saingy vao vita izay dia hoy izy"izay fotsiny no nandrasako,fa ianao no tiako hanokatra an'io"
dia iny tokoa i kala fa niaraka tamina vazaha 63 taona.ary rehefa mifankahita izahay dia mbla misy izay tavela.za koa moa tsy sarotiny fa dia lasa foana e.
56. pitchou ( 12/08/2004 15:06)
fijo! hiditra am-ponja enao @farany an! zaza tsy mbola ampy taona akory????
57. fijo ( 12/08/2004 20:44)
17 taona efa ao tsara izany ka.sady izy anie no tena nitady ahy e.efa mba nandefitra ihany aho fa nofo sy ra ihany ka roboka ny farany e.homentsiny ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2347