tantara ratsy

21. ari.malala ( 14/07/2004 11:26)
Ary ny an'i lema tantarao fa aza be ankety eo fotsiny. :-)
22. atmos ( 14/07/2004 12:08)
ari.malala : fa aiza koa enao mahita zay lema eo e, sô de diso "lohahevitra" ary njy zany.
23. lema ( 14/07/2004 15:46)
ary-malala;za mbola tsy nanao sipa de tsy manana tantara
24. ari.malala ( 15/07/2004 12:50)
lema> hahaha! ary ilay tsy nahatadidy an'i lema angaha tsy ratsy @ lema ka! sa tsy nisy akony?

atmos> i lema ange no nanokatra ny lohahevitra ê! sa ianao tsy nijery? :-)
25. lema ( 15/07/2004 14:08)
ari-malala:énao an!!
26. ari.malala ( 15/07/2004 14:26)
hahaha! manin anao ndray ary za! enao ihany anie no nitantara anay an'izany ê! nanontany anay ianao hoe in ny tantara tsy ho adino d napetraka koa io hoe ny an'i lema io, d nitantara enao d tadidiko tampoka d zay! zafady ary fa nanonona vato mahazo ndray za ê!
27. pitchou ( 16/07/2004 11:20)
xxxxxxx> soa ary fa mbola sipa d mbola afaka niteny hoe eny ary e!
nareo v tsy mbola nanao an'izany hoe tena tinao be mihitsy izy niaraka efa ela, d nifanao fotoana tampoka teo nde hamonjy le fotoana enao no nahatsapa tampoka hoe tsy tiako iny ka! tsy hiaraka @ intsony aho! tsy fantatrao akory hoe fa maninona! fa tena fanina kely enao!
28. lema ( 16/07/2004 18:07)
mba asivo tantara ratsy ary ry pitchou a!
29. xxx ( 17/07/2004 09:37)
zà koa ry reto efa tratran'io manao ratsy oll tia ahy io!tena mampanenina le izy nef tsy azo nidifiana satria ny fo sy ny saina tsy d mahay miaraka loatra! oll niarak@ko efa ho 3taona!efa nieritreritra aho hoe izy no ho vadiko saingy nisaraka izahay (zà no antony satria latsam-pitia t@olon-kafa aho) ny fianakaviana @io efa mifankafantatra!d raikitra ny dilemme hoe : hanambady ity olona zy efa tiako sy fantatry ny olondrehetra sa hiarak@ le tiana? rah naro no teo @toerako d ahoana no nataonareo?
30. pitchou ( 17/07/2004 15:02)
ko zaza 7 aza tsy mahafehy trano ko tsy mbola nisy nininn vita ve d hoe ahoana?
lema> za moa ve mahita tantara ratsy zany fa rehefa sendra ny manorisory aho d lasa milouman!
31. ikaretsaka ( 17/07/2004 18:47)
tandremo sao mamoy fo any ry pitchou ka miletika de tsy mipoitra tsony a
32. xxx ( 19/07/2004 10:20)
ny ahy indray efa betsaka ny tantara ratsy tamin'io fitiavana io . Fa ny tena tsy tantiko sady saika nahatapaka ny lalandrahako dia izay olon-tiako dia tiako tokoa aleo fa tantaraiko kely fotsiny
Nomeny valopy aho tamin'izay dia teo ivelany ilay valopy misy soratra hoe surprise dia mba faly ery aho nanokatra azy akory hagaga fa evitation na mariage no tao amin'izay ilay olona miaraka amiko efa 3 taona no hatao mariage manarak'izay koa ilay olona ho vadiny dia namako be mihintsy. Lehilahy aho fa tsy mahatoky vehivavy izany intsony ary tsy mba mahatoky namana ihany koa
izay no tamiko ka asa raha tsiniko fa dia niantso tody aho "todim-paty tsy misy hoy aho fa raha todim-pitia manodiava" izao izy mi tsam henoko fa tsy mitereka dia mitady ahy hoe tsy azoko hifona sa hamendrofendro indray
MBAY TERY
33. xxx ( 19/07/2004 11:10)
kiiiiiiii danz indray izany !
34. nikopol ( 19/07/2004 11:20)
xxxxxx, roman be zany tantara zany. Fa saingy tsy hitako hoe
inona ny hidiran'ny tsy fahatokisana ny vehivavy rehetra sy ny namana rehetra noho izany tantara izany.


35. lema ( 19/07/2004 15:43)
nikopol:ka sipa kosa no namitaka dé mbola hatoky ihany ve?
36. pitchou ( 20/07/2004 10:11)
na zà fa tsy xxx aza! gravy kosa zany ka! azony natao kosa ange ny nandeha moramora na nisaraka taminy fa tsy nideradera hoe hanambady aho d le namanao b iry no ho vadiko e! tena ratsy fanahy be izany an!
37. tolotra ( 20/07/2004 13:03)
izahay namana ato @forum kou zany tsy atokisan-dra xxx kou!
38. jhouhlambout ( 21/07/2004 06:57)
39. lema ( 21/07/2004 10:58)
rehefa sipa dé mpamidata daholo
40. lema ( 21/07/2004 10:58)
rehefa sipa dé mpamitaka daholo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1244