tantara ratsy
1. lema
(
12/07/2004 12:07)
tantarao eto ny tantara mpitiavana ratsy ndrindra niainanao,mandratra fo reny,zay tsy adinonao.
répondu par fijo le 12/08/2004 20:44
2. ari.malala
(
12/07/2004 12:43)
Anniversaire ko t@ taona 1998 no nitenenan'ilay olon - tsy manjary tamiko fa tsy afaka hiaraka amiko intsony izy fa hanam-bady!
3. ramoul
(
12/07/2004 12:51)
Tamin' ny 1998 no nilazan' ilay zaza vavy ahy fa tsy tiany tsony hono ny miaraka amiko fa efa tsy misy maminy intsony ny tantaley de lasa izy nitady afa.
4. rambofrau
(
12/07/2004 15:29)
Nampitondrainy ttsy sy vola ho an'ny sipany hafa aho.Loza!
Efa mahana ihany aho,dia nosokafako le izy,inona hozy nareo ny tao????taratasy feno "ze taima be " sy sosy 75.000Fmg ho andrakalakely. Izaho ko vendrana fa tahakizay najedako.
Efa mahana ihany aho,dia nosokafako le izy,inona hozy nareo ny tao????taratasy feno "ze taima be " sy sosy 75.000Fmg ho andrakalakely. Izaho ko vendrana fa tahakizay najedako.
7. ari.malala
(
13/07/2004 07:08)
Fa olona samy hafa angamba kosa ê! Sûre aho fa tsy ilay olona izay i ramoul! tsy haiko ny azy ny date fa ny ahy manko 11/98
8. hery
(
13/07/2004 09:52)
Ny ahy be dia be mihitsy :) hihihi
Ok ny farany indrindra...
olona efa mba nifankatia tsara izao izahay vao noteneniny tamiko fa nisy olona iray efa teo alohako... dia samy tiany izahay.
Ok ny farany indrindra...
olona efa mba nifankatia tsara izao izahay vao noteneniny tamiko fa nisy olona iray efa teo alohako... dia samy tiany izahay.
11. sariaka91
(
13/07/2004 12:28)
1990 ilay 1er amour-ko tena tiako t@ foko manontolo nahita sipa hafa dia izaho no napetrapetrany teny. Tsy nivaky mivantana tamiko izy, fa ny olona no nasainy niteny tamiko hoe nahita sipa hafa hono izy ka tsy mila ahy intsony.
6 mbolana taty aoriana nifankahita tampoka izahay, tsy afaka nidify ahy toy ny fanaony izy, dia teo no nilazany fa izy hono mila vhv manambola fa te hanokatra varotra ary izaho vao afaka bac tsy ahita fonds homena azy. Nangidy tamiko ny fahenoana an'izany, izaho koa kamboty ray rahateo. Tsapako teo ny vidin'ny vola ka nahatapakevitra ahy hanao izay ananako ny ampy any aoriana.
Fa hatr@ izao fotoana izao dia mbola tsy azony foana ilay varotra.

12. ari.malala
(
13/07/2004 12:43)
sariaka91> mba loza koa izany toetran' olona izany! Tena noho ny vola izany no itiavany olona?!
14. ari.malala
(
13/07/2004 13:26)
Mba tsy izy rehetra kosa aky â! Olona 1 ve no nanao anao d izy rehetra no halanao?
15. yonikafopl
(
13/07/2004 15:51)
ny ahy indray ny tantara ratsy dia ny ratsy nataoko t@ ilay voalohampitiavako, tena tsapako fa tia ahy izy , za koa tia azy fa noho izy nanao Gendarme dia nisarahako tsotra izao, efa nolazaiko azy taloha fa tena halako eto an-tany ny manambady Gendarme . Polisy miaramila ireny, nefa dia lasa izy . Vao naheno izany izy dia narary niditra hopitaly mihintsy, izao aho vao manenina ny ratsy nataoko azy, tsapako mihintsy fa misy ilay todim-pitia ka mba mananatra anareo namako aho.
OUPS ! voasoratro eto ilay izy , hi hi hi hi tsy maninona fa sao sendra mba ato @ namana ato izy dia mba mahita ity, fe te hangata-pamelana aminy aho mantsy .
OUPS ! voasoratro eto ilay izy , hi hi hi hi tsy maninona fa sao sendra mba ato @ namana ato izy dia mba mahita ity, fe te hangata-pamelana aminy aho mantsy .
16. ramoul
(
13/07/2004 15:59)
Tsy taidiko tsony le daty fa betsaka zay nadalo teto amiko zay de tsy arako tsony ny andro nandaozan-dry zavavy anah.:-))
20. xxx
(
14/07/2004 08:10)
Ny hitako tena mafy indrindra dia ny maheno sy mahita ny sipanao manao @sipa hafa. Za tena efa tratra izany. Mangindy ka mangidy, manoatra noho ireny misy mandrangotra @ pindefera ireny ny fo. Marina moa