avortement urgent!!

81. fijo ( 24/06/2004 22:58)
ratsy amin'ny zaza ao an kibo ny toaka sy sigara,ka raha azo hatao dia tsy tokony misotro toaka raha bikina mba hiarovana ilay zaza.
82. voninkazokely ( 11/08/2004 22:22)
Ary mba nanao ahoana ihany ary ny niafaràn'izy mianaka izay? :/
83. chipie1 ( 27/08/2004 09:29)
tsy niresaka tsony izy.Enga anie mba tsy naninn naninnn
84. xxx ( 03/09/2004 14:42)
izao no ambarako anao an! vehivavy aho no manoratra aminao fa ny zanaka no harena ka izay vavan'ny olona aleo ho any momba ilay vadinao kosa aleo izy ho any fa tsaroany ihany izany any aorina any satria mba natera-behivavy koa izy fa rehefa teraka soamantsara ianao dia hangina ireo mpanaratsy fa mety hitsiriritra anao indray ary boribory anie ny tany e! tsy hainao na io zaza io no havonjy anao amin'ny andro farany izay fa mahereza
85. fijo ( 04/09/2004 19:08)
nisy fandaharana vao hitako tamin'ny ARTE homaly momba ireo zanaka amerikanina tany vietnam taloha,fa tena mijereva an'io dia mandiniha tena izay bevohoka tsy eo ny rainy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4439