avortement urgent!!

1. xxx ( 04/06/2004 13:51)
inn kay ny fanafody ho anina ra mihoatra ny 4 bolana ny enceinte nefa tsy t-hitazona ilay zaza!!
inn remède efficace injindra!?

ba valio moa fa tena URGENT!
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:08
2. booboo ( 04/06/2004 13:56)
be risika beeeeeeeeeeeeeeeeeeee zany fa tandremo a ! andana manatona dokotera fa sô manefa hatr@ ainao eo e !
3. nikopol ( 04/06/2004 14:03)
xxxxx : miandrasa kely dimy volana dia sur fa afaka io!!!

oups : tsy mety zany lay izy koa!
4. samoina ( 04/06/2004 14:06)
Manohana tanteraka an'i booboo fa tsy hain'ny namana ny fanafodin'izany e ! Manatona dokotera, assistante sociale, fa ireny no azonao hatokisana momban'io manahirana anao io !
5. xxx ( 04/06/2004 15:24)
efa dr tany @ hopitaly tany@ ilay fanaovana écho alo nijereko fa ny gynéco bola! fa misy chance ihany v nefa kay?
za mantsy ty mila lasa adala!
henatra ho any fianakams ray,sy fiara-monina roa,ary tsy te-hisaraka@ ilay ol tiko zay ako telo!
ka inn no ataoko!
mila torohevitra haingana nefa mahomby ny tenanay!!
6. chipie1 ( 04/06/2004 15:25)
za tsy manana hevitra!!!
amiko mamano oul zany!!!
zaza tsy manatsiny...
mialatsiny ho anizay tohina @ valiny nataoko!!!
7. hendry ( 04/06/2004 18:34)
xxxx> fa efa-bolana sa enim-bolana e? toa hoe 6 ary @ ilay lohahevitra fahasalamana dia efatra eto.
Fanafody: tazony
8. xxx ( 04/06/2004 18:57)
efatra re fa tsy enina zany an!!
9. bbpecto ( 04/06/2004 20:11)
Ahôna hoy ile olontianao ?Efa noresahinareo ve io ?
10. yonikafopl ( 04/06/2004 21:22)
xxxxxxxx aza mamono zaza tsy manantsiny fa hanenenanao io any aoriana any.
ilay olon-tianao tsy tianao isarahana ve no nametraka ilay zaza ao an-kibonao? lazaiko anao fa diso fiantefa ilay fitiavanao raha toa ka izy no miteny aminao hoe raha tsy alanao ny zaza dia hialany ianao, raha tia anao izy tokony hotiaviny ny zaza ao an-kibonao.
Ka ny torohevitra haingana sady mahomby dia avelao hivelona ny zaza, aza mieritreritra akory ny hamono azy, fa tsy ho toy izao ianao raha toa ka nieritreritra toy izany ny mamanao.
11. booboo ( 04/06/2004 22:34)
xxxxxx>tandremo hôa ny ainao fa sô ny hahafaka ilay zazakely fotsiny no mahamaika anao. Misy zavatra mbola important kokoa noho izay eo @ fiainanao :)
12. jhouhlambout ( 05/06/2004 11:19)
Fa ilay izy ve vokatry ny tsy fitandremana?
13. yonikafopl ( 05/06/2004 20:40)
ra jhouhl a! hi hi hi hi hi vokatry ny fanaovany X lol!!!!!!
14. mumu ( 05/06/2004 20:54)
hihihihi
15. xxx ( 06/06/2004 06:59)
c t par accident!
16. chipie1 ( 06/06/2004 08:11)
xxxx efa 4 mois ve vao fantatra oe par accident?? grrrrrrrr
aza mamono zaza tsy manatsiny ... tazomy... de miresaha amilay rainjanakao!!
17. booboo ( 06/06/2004 13:26)
ekena tanteraka !
18. voninkazokely ( 06/06/2004 17:55)
ô ry XXXXXXXXXXXX a!
Aza mamono olona !
Za tena miombo-kevitra amin'i Yonikafopl etsy ambony!!
Raiso toy ny fahasoavana izao mahazo anao izao!!
Amin'ny maha-reny ahy dia vonona aho hifampiresaka aminao !
Anoraty any amin'ny hafatro aho raha tianao !!

19. jhouhlambout ( 07/06/2004 09:48)
Raha toa ka tena tianao esorina dia tsy maintsy makany amin'ny dokotera fa raha 4 bolana izany dia chirurgie sisa no azo atao(oh: Aspiration,ecartemnt de l'utérus,...etc). Kanefa ny vaha-olana mety indrindra dia ireo efa voalaza taloha ireo: tazomy ny zaza ary raiso ny andraikitra.
20. angie ( 07/06/2004 10:34)
Zao koa dia manoro hevitra anao hoe tazomy ny zaza. Efa anjara nomena anao io, Izay vavan'ny olona any aza eritreretina fa hanala aza ianao hiteny foana ireo. ny olontinao indray ataoko fa raha tiany marina ianao dia tiany koa ny zanakareo, matoa izy milaza fa hisaraka dia mbola tsy matotra ary tsy izy no tia anao fa ianao no tia azy. Ary tsy azonao antoka fa mbola hijanona aminao izy avy eo.

Tadidio fa na inona na inona mitranga aminao sy ny manodidina anao ho ambony lavitra noho izany ny valim-pitia ho anao @ fitazomanao io menaky ny ainao io.
Izy jerana satria ianao irery no tena afaka hiaro azy sy ho tia azy ny olona eny ivelany ilay mpanatsafa fotsiny.

Ary raha sanatria koa tsy hahazo zaza intsony ianao rahampitso dia mino aho fa tsy ho vanona ny fiainanao satria hanenjika anao ny eritreritrao.

Mahereza ary aza kivy, tadidio fa raha tsy milamina koa ny sainao dia mety hiteraka olana avy eo.

Mivavaha fa aza mamoy fohy, Ny Tomp anie homba anao ary hanolon-tsaina hendry ho anao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.642