avortement urgent!!
61. ari.malala
(
16/06/2004 11:32)
Eny ary ry namana fa dia mirary soa ho anao na ho inona na ho inona ny fanapahan-kevitrao. Dia mirary fahasalamana ho anao koa ê! Dia mahereza foana koa n'inon'inona mitranga.
Fa iz alo ilay XXX asainareo avoaka r'izareo fa ohatran'ny tsy arako â!
Fa iz alo ilay XXX asainareo avoaka r'izareo fa ohatran'ny tsy arako â!
62. angie
(
16/06/2004 12:10)
dia mirary soa anao kou ny tenanay ary enga anie mba ho lasan'iny ny ratsy rehetra ary mba ny tsara @ zay no hiarahana.
Ny lesona indray sady misy ho an'ny lhl iny no misy kou ho an'ny vhv na ny tanora na ny efa mnanjanaka ka anisan'ny mahatsara ity namana ity. sa ahoana ry zareo??
tsiky dia ampy e
Ny lesona indray sady misy ho an'ny lhl iny no misy kou ho an'ny vhv na ny tanora na ny efa mnanjanaka ka anisan'ny mahatsara ity namana ity. sa ahoana ry zareo??
tsiky dia ampy e
64. ikaretsaka
(
17/06/2004 03:43)
io jefojefotra io ihany.. saingy ny nenina aty aorian ahandatsa e
65. samoina
(
17/06/2004 07:05)
Aza manenji-dresy kosa zalà ê !
Mety ahazo ny tsirairay amintsika ny patsa 1 tsy omby vava toy izao fa mba ezaho hatsangana hatrany ireo namana lavo e !
Mety ahazo ny tsirairay amintsika ny patsa 1 tsy omby vava toy izao fa mba ezaho hatsangana hatrany ireo namana lavo e !
67. pitchou
(
17/06/2004 10:49)
karetsaka mitady ho ratsy toetra an! sao lahy mba solafaka indray andro any e!
tsy hita izay lazaina ry xxxxxxxx fa d hizaka ny tsy fidiny izany ianao sy ilay zaza raha izany ko! tsy haniry ratsy ho anao ny namana fa maniry anao ho tojo izay mety izany e!
tsy hita izay lazaina ry xxxxxxxx fa d hizaka ny tsy fidiny izany ianao sy ilay zaza raha izany ko! tsy haniry ratsy ho anao ny namana fa maniry anao ho tojo izay mety izany e!
68. alz
(
17/06/2004 11:24)
xxxxxxx, amboary ny saina dia tiavo tsara ny zanakao fa fahasoavana ny mananjanaka.
Efa betsaka no nandalo tamin'ny cas-nao io fa tsisy afatsy ianao no miaina ny fiainanao fa tsy ny hafa.
Zay vavan'ny olona tsy olana fa raiso ho fahasoavana ilay izy, satria raha tena tianao tokoa ny nanala an'izy io efa ela no tokony ho afaka, fa matoa tsy tafala hatramin'izao dia na ianao aza tsy vonona.
Raha eto frantsa ianao, tsy hisy dokotera na gyneco hanampy anao amin'ny fanalana izany amin'izao daty izao satria mampigadra io ary mety hahavoaraoka tsy afaka manao dokotera intsony.
Tsy dokotera aho fa na izany aza tsisy fanafody manala zaza efa 5 mois zany sao manaonao foana.
Milay ilay mananjanaka fa tohizo ilay vohoka dia hohitanao fa bien io...

69. angie
(
17/06/2004 14:52)
Marina izany e, aza malahelo hoe tsy afaka, au contraire misaora ny Tompo, tokony ho salama tsra ianao hiatrika ny ho avinareo mianaka ka ny tsara @ zay eritreretina fa aoka izay ny ratsy rehetra. hatro mihintsy ny fianakaviana, raha tianao aza dia imprimer-o ity page iray manontolo ity dia asehoy azy ireo mba ho hitany fa tena efa nanao zay noheverinao fa mety ianao fa efa io no anjaranao. Ho hitany koa fa be ny nanoro hevitra anao ary tena namana fa tsy manary @ sarotra maika moa fa ny havanao. Ny olona tsy maintsy hiteny foana fa rehefa tonga ny zaza hadino daholo ireny. Aza adino fotsiny ny manantona dokotera isaky ny mila ianao na ny assistante sociale @ zay mety olana rehetra. ny fanampiana any Frantsa koa misy rahateo. dia Mivavaha ary mahereza.
Tsiky dia ampy
Tsiky dia ampy
70. fijo
(
17/06/2004 20:55)
tsy haiko hoe aiza no misy anao,fa aty france aloha dia tsy hanao izany ny mpitsabo.efa lasa iny,fa ny tokony hatao izao dia ny hiatrika izay hoavy.raha tsy nety nanao intsony ny mpitsabo dia hovao indray ary ny saina ka dia mivonona indray handray ilay zaza.ary tiavo fa ho hitanao eo fa ho faly ianao avy eo.
aza lany andro momba izay taloha.fa dia mivonona hatrany hiatrika ny eo aloha izao sy hoavy.
dia aza hadino fa maro namana eto manohana anao,ary aza kivy.fa mahereza hatrany.
aza lany andro momba izay taloha.fa dia mivonona hatrany hiatrika ny eo aloha izao sy hoavy.
dia aza hadino fa maro namana eto manohana anao,ary aza kivy.fa mahereza hatrany.
71. ikaretsaka
(
20/06/2004 22:39)
izay mihitsy letsy i fijo... ary hay ialahy ity kristianinafa tsy mpamono olona an
72. fijo
(
21/06/2004 21:55)
amiko dia esorina aloha raha mbola azo esorina,fa rehefa tsy mety intsony dia tiavina indray satria efa eo ka.
73. oully
(
22/06/2004 11:05)
Teto no nahatsapako fa misy tena namana tokoa ato @ity serasera ity.
xxxxxx> ny nenina tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa ka tandremo!!! Maro no mitady zaza fa tsy mahazo. Fanomezana nomen'A/tra anao tokoa io ka raiso amin'ny fifaliana.
xxxxxx> ny nenina tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa ka tandremo!!! Maro no mitady zaza fa tsy mahazo. Fanomezana nomen'A/tra anao tokoa io ka raiso amin'ny fifaliana.
76. pitchou
(
23/06/2004 15:53)
hihihi! fijo ity wa ttttsssss!
tsy mino an'izany fanomezana avy @Atra resahan'i oully zany aho! hita fa faux pas ka mody aodina!
d toute façon tsy manana choix intsony zany xxxxx! efa misy fiantraikany @ilay zaza zay! avelao handeha @zao d ho hita eo!

77. fijo
(
23/06/2004 20:55)
ka izy toa gaga manome tsinyko.nefa tsy haiko hoe naninona.
za koa tsy mino izany fanomezana antra izany.ianao no nanao dia izay fa tsy aholaka avy avanana indray.
fa dia ny miandry azy sy mitia azy izao no tsara hatao.sy vaha olana
za koa tsy mino izany fanomezana antra izany.ianao no nanao dia izay fa tsy aholaka avy avanana indray.
fa dia ny miandry azy sy mitia azy izao no tsara hatao.sy vaha olana
78. xxx
(
24/06/2004 13:55)
mora²@nareo mitsy no miteny azany fa ny hiaina azany anga mora sy évident!injindra ny manondindina anao ol possessif sy manipulateur sy manipulatrice ny fiainanao!
79. xxx
(
24/06/2004 13:57)
za manana sipa d io sipako io misotro bex isanadro,nefa izy tsy matanty alcola!io sipako io nefa enceinte!
ka inona mety fiantraikany eo@ ilay zaza! mety ho afaka v?ary inn tokony ataoko?
ka inona mety fiantraikany eo@ ilay zaza! mety ho afaka v?ary inn tokony ataoko?