avortement urgent!!
21. ari.malala
(
07/06/2004 11:04)
He! fadio izany manala zaza izany! mamono olona ianao raha manao an'izany, ary raha hoe henatry ny fiarahamonina, za m:iresaka aminao izao dia mère célibataire, fa ny vavan'ny olona tsy maintsy miteny. Raha toa ka ilay rain-janakao no miteny hoe raha tsy mitazona io zaza io ianaoi dia misaraka dia fantaro tsara fa olona tsy vonona handray andraikitra izy izany ka olona toy izany v no hanankinanao ny hoavinao? ary ny fanalana zaza ramatoa havana dia fantaro tsara fa mitarika fahamombana ho anao; ka inona no tianao, tsy hanana intsony? diniho ihany fa aza maimaika ny ho=e tsy te hisaraka ê! Mahereza fa tena fahasoavana ny mananjanaka! ny tsy manana aza mitady ka aza maninana an'Andriamanitra ê!
22. bichette
(
07/06/2004 14:52)
xxxxx o ! tazomy ! araky ny voalazan'ny ari.malala dia ny olona tsy maintsy miteny , maro ny cas ohatranao amin'ny tanàna misy ahy fa izao : amin'ny voalohany fotsiny ny olona no hiteniteny fa rehefa latsaka ilay zaza dia mangina ny olona ary ny mifanohitra aza no mitranga, faly daholo ny olona mahita ilay zazakely mafatifaty. Ny amin'ny RAD koa dia ohatran'izany matetika no miseho, mety miteny izy amin'ny voalohany hoe " manalabaraka sns...; " fa avy eo tiany be, ry zareo indray àry no tena mitrotro ilay zazakely.
Ny olona tsy maintsy miteny fa mahareta kely, hijanona foana ny vavan'olona afaka fotoana fohy.
Ny tena atahorana manko raha manapakevitra ianao ny hanala izany, ny manala mety vita ihany fa ny "sequelle" aminao sy ny "consequence" any amin'ny sainao, sao dia hanenenanao mafy any aoriana any.
Sao dia ianao mihitsy kosa àza no tsy te hananjanaka MIHITSY mihitsy ? ahoana hoy ny rain-jaza ???
TAZOMY, marina e ! tazomy.

23. bichette
(
07/06/2004 14:55)
xxxxxx, efa olona anie izany 4 bolana izany e, efa mitempo ny fony, efa olona mihitsy saingy tsy mbola "complet" tsara fotsiny.
25. samoina
(
07/06/2004 15:00)
Resao ny rainy alou fa zahay lelà anie tsy biby fampitahorana fa mahay mandray andraikitra ihany refa hilàna izany e !
Be mpanampy foana ianao @ fitaizana fa aza manahy ! raha resaka fatahorana vava, latsa sy fiaraha-monina indray, tsy maharaka fitiavan-janaka izany raha izay fotsiny no mampisalasala anao !
Be mpanampy foana ianao @ fitaizana fa aza manahy ! raha resaka fatahorana vava, latsa sy fiaraha-monina indray, tsy maharaka fitiavan-janaka izany raha izay fotsiny no mampisalasala anao !
26. pitchou
(
07/06/2004 16:14)
maninona ilay olotianao???? ngah tsy izy no nametraka azy tao? sa tonga ho azy tao d tsy mety mino lery?
27. yonikafopl
(
07/06/2004 20:29)
xxxxxxx a aiza ianao e! ahoana ihany no ataonao??????????/
?????????????????/
ary sao dia mba efa nanao foana le zanak'olona rey olona?
?????????????????/
ary sao dia mba efa nanao foana le zanak'olona rey olona?
28. voninkazokely
(
07/06/2004 21:15)
Mino aho fa raha namaky tsara amin'ny fo tony sy fo madio ireo voalaza etsy ambony ianao ry xxxxx dia tsy hieritreritra ny hanaonao foana izany intsony!
j'éspère!!!!!!!!!
j'éspère!!!!!!!!!
29. fijo
(
07/06/2004 22:21)
ny fanalana zaza dia zoanao.saingy ny tsy haiko dia aty france ianao sa any mada?
raha aty mantsy ianao dia efa tara io fepotoana io.
raha any mada dia misy dokotera mety hanala ihany na efa tara toa io aza.
ka ny torohevitro dia izao.miresaha tsara amin'ilay rainy aloha,ka raha toa ka tena izay no fanapahak'evitrareo,dia iano ihany no mahita azy,satria iano no tompon'ny teny farany.

31. xxx
(
08/06/2004 07:03)
zay tsy vitan'olombenolona akia vitan'Atra an!!
bdb ny ol miteny hoe tsy mety tsony zany fa Atra no tompony teny farany fa tsy ny olombelona akory!
bdb ny ol miteny hoe tsy mety tsony zany fa Atra no tompony teny farany fa tsy ny olombelona akory!
32. angie
(
08/06/2004 07:28)
raha izany ry xxxx n°2 dia tsy hanontany teto akory xxxn°1 satria efa avy @ Andriamanitra io zaza io an. tsy Andriamanitra indray no ndeha hanome saina azy hoe esory, manome safidy Izy ary izay fidianao dia zakainao ny vokany fa tsy hoe nanala zaza ka raha tahin'i Tompo avy eo dia ho vita soman-tsara.
Ny tena namana tsy manoro hevitra diso toy izany ry xxxxn°2 a, ary maninona no tsy avoka ny anaranao? mi-comprendre an'i xxxxn°1 za raha tsy tiany ho lazaina ny anarany fa ianao mba manome hevitra no?????

33. samoina
(
08/06/2004 07:39)
Raha aty frantsa enao de tsy mety intsony fa efa dila ny fe-potoana araka ny tenin'i fijo satria 14 semaines ny délai d'interruption autorisée ( lalàna t@ 2001 ).
Raha resaka fanafody dia misy tokoa ny antsoina hoe " IVG médicamenteuse " saingy any @ ny hôpitaly ihany no azo anaovana izany ary ny dokotera en consultation privée tsy mbola mahazo mi-delivrer io fanafody io . Sady efa dila moa izany raha ny olana mahazo anao no jerena.
Tandremo sao manandrakandrana fanafody hafa lazain'oul fa loza no hitanao an !
Mivoha ny varavarankelin'ny namana tsirairay raha misy tinao resahana manokana ary esory ao an-tsaina ilay hoe henatra fa tsy misy mamy toy ny zanaka ! Ary na zaza nalàna aza tadidy ao an-tsaina fa tsy mety voafafa mandrakizay !

35. tenio
(
08/06/2004 09:28)
Miala tsiny aloha ry xxxx raha tsy ny valinteny tadiavinao no holazaiko. Amiko manokana aloha dia tsy dia sitrako mihintsy le manala zaza e! Araka ny nolazain'ny sasany teo ambony teo dia mamono olona izany amiko. Koa aza miditra amin'izany fa sao hanenina lahy. Raiso ho toy ny fahasoavana izany zaza izany fa ny momba aza efa tsy fidiny.
36. ari.malala
(
08/06/2004 09:47)
manampy izay voalazako tery ambony sy manohgy ny tenin'i bichette, ny dadako tena tezitra b nilazako hoe za anie ka bevohoka, fa nony teraka ny zanako, izy no voalohany nitrotro an'ilay zaza. Toy izany koa ny tao @ fianakavianay, nanenjika sy nandatsa ny ankamaroany, fa nony hitany hoe io ilay zaza fa voakarakara dia nangina ny vavany. Harena ny zanaka ary tsy misy mamy toy ny zanaka. Ny zanakao anie tsy hiteny anao mihintsy hoe ndao tsika s'i neny hisaraka ê! na hoe za tsy mila anao intsony, tsy mba toy ny lehilahy, izay raha vao mahita ny tiatiany dia ilaozany eo ianao. Tsarovy tsara fa tsy ho afaka nanoratra teto akory ianao raha nieritreritra ny hanala anao ka nanatanteraka izany ny reninao. Miala tsiny raha torohevitra no nagatahanao nefa toa morale no azonao, fa tsy mandry ny saina @ maha samy vehivavy ê!
37. booboo
(
08/06/2004 10:46)
xxxxxx2>avadiho in -100 aloha ny tanana vô manoratsoratra fahatany ohatra an'io !
39. samoina
(
08/06/2004 13:05)
xxxxxx2/ Tsy haiko @ antsipirihiny fa fantatro fa 14 semaines no voalazan'ny lalàna nivoaka t@ 2001. Sûr @ izany za saingy mety ny établissements sasany angamba tsy manaraka izany fa mijanona @ taloha lazainao io ?
Fa tsy azonay mihintsy alou ry xxxx2 ny idiran'Atra @ ity manahirana an'i xxx1 ity a ! Efa hivôka gazety kou angamba enao 'ty fa mpaminany hafakely hampidi-kizo oul en détresse kah !
Fa tsy azonay mihintsy alou ry xxxx2 ny idiran'Atra @ ity manahirana an'i xxx1 ity a ! Efa hivôka gazety kou angamba enao 'ty fa mpaminany hafakely hampidi-kizo oul en détresse kah !
40. pitchou
(
08/06/2004 17:39)
lazao ny dadan'ilay zaza fotsiny d mariazy any @ mairie raha zay no olanao e! niaraha-niketrika ihany io ko!