Ny mafy indrindra ...

61. wawawa ( 08/07/2004 21:31)
"Tsy misy tsy diso izay mandia @ tany fa zay mivari-lavo no adala indrindra"
62. methode ( 08/07/2004 22:51)
booboo> ka ny hamisavisana ny lasa hono hitsinjovana ny ho avy ko!! Jerena izay hita fa tsy nety dia harenina, raha azo atao! Sorohana kosa izay azo ialana!!
63. kitjo ( 09/07/2004 04:53)
ramaso > efa henjy oa zao!
efa le guider-na njay.... sa mbola misy risk iany?
64. booboo ( 09/07/2004 08:39)
methode>ekena tanteraka izany,ny tiako tenenina dé oe soa fa misy lohahevitra mampitsiky ihany koa na izany aza fa mampalahelo anà dôl ny soratan'ny namana ato. izay ihany fa tsy mamely oul zà raha miteny an'io
65. methode ( 09/07/2004 21:16)
booboo, Za nga moa niteny hoe mamely olona ianao? Hihihihihi
66. kitjo ( 10/07/2004 17:08)
booboo> marina izany fa aleo manao hihihihi any @ lohahevitra hafa d tsy andalovana matetika ato!
Soa fa nisy ny resaka hafa marina!
67. ftma ( 10/07/2004 18:41)
Tokony madalo ato ihany ka, mba makahery ireo manahelo, ny fahafantarana fa misy koa nizaka ny mafy toan'ny tena manampy ny saina hanatrika ny hoavy.
Tsy hoe mampanahelo fona ny resaka ato fa mba misy mivazivazy sy manoratra zavatra tsy mampanahelo ihany.
68. methode ( 17/07/2004 01:14)
Ka ny zava-dehibe ato ange dia hoe na teo aza ny olana sy ny nampalahelo dia mbola tafavoaka sy afaka niaina soa amantsara ilay niharany e! Dia mba manampy ny namany izy avy eo! Izay ilay vavolombelona!!
69. kitjo ( 02/08/2004 05:16)
Mahafinaritra mihitsy oa ireto namana ireto! :-*
70. methode ( 02/08/2004 23:03)
Kitjo mihitsy no tena mahafinaritra ao ko!! Mpandray anjara mavitrika sady matotra!! :lol: :D
71. kitjo ( 03/08/2004 04:52)
Tsika samy tsika aby koooo
:D
72. methode ( 03/08/2004 12:26)
ok :D
73. yonikafopl ( 04/08/2004 10:07)
oupssss!!! tena saika latsa-tomany aho namaky ity forum iray ity, nampalahelo be le nahazo an'i kitjo.
Mahereza akia a!! mahereza daholo fa tantely amam-bahona ny fiainana, na dia mangidy aza mbola misy foana ny mamy. :-* :-* :-*
74. methode ( 05/08/2004 10:25)
yonikafopl> Ny tena zava-dehibe ato ange dia tsy hoe mitanondrika tamin\'ny olana niseho fotsiny fa hoe na nisy aza izany dia tafavoaka foana. Izay fahafahanao miala amin\'ny mandingana sy miala amin\'ny sarotra izay no vao maika manome hasambarana eo amin\'ny fiainana!!! Raha avy nihinana zavatra mangidy ianao no nihinana zavatra mamy dia toa mitomb avo roa heny ny hamamin\'ilay zavatra mamy nohaninao!!! Fa raha zatra mihinana zavatra mamy foana dia lasa ohatran\'ny tsy misy tsirony intsony izay haninao!!! Amiko aloha dia izay no eritreretiko hoe haneken\'Andriamanitra hisian\'ny fijaliana e: Mba ho tsapan\'ny olona ny tena lanjan\'ny fiainana sy ny hasaro-bidiny ary ny hasambarana vokatry ny tsara atao!!!
75. yonikafopl ( 05/08/2004 21:04)
zay indrindra, misaotra an'i methode
76. olly ( 10/08/2004 10:10)
Izay indrindra .....
Ny mafy indd tamiko: ny Injustices nataon\'ny manodidina ahy ka mbola hitohizan\'izany h@, momba ny personnalité-ko sy ny lalan-tsarotra nolalovako teo amin\'ny fiainako ces derniers tps , h@ nahatongavako taty .Ny ao Ambony irery ihany angb no mahalala ny finiavan\'izy ireo hampiasa ny fitaovana rehetra handotoana sy hanenjehana ny personnage -ko , fa izaho na misy aza ireny , tsy dupe akory ( j\'ai les pieds sur terre satria fantatro sy fantatr\'izay akaiky ahy indd ny toetrako ), tsy mahakasika ahy ireny ds le fond satria ny toetrany pure ihany no henjehina sy hamoronana izao rehetra izao momba ny olona .(Tsy lafatra aho akory) , reraka eo foana ireny hiteny faran\'izay heriny sy izay tiany hatao rht, fa ny ahy ny fomba fisainako fantatro fa mifanohitra foana amin\'izay abus lazainy eo h@ ka ampy hitsikiako foana satria ny mazava ihany no halan\'ny mpanenjika avy ao afara , sy ny tsy mahafantatra rehetra ....ary izany indrindra no antony maha-fière ahy amin\'ny tenako après ts ces durs coups de passages qu\'on m\'a fait , sy tsy hitenenako intsony satria aleo hiteny foana fa ny marina no hitafiako sy \"tsiky dia ampy \" hoy i hery izay rehefa misy mpanenjika sy olana toa izany amin\'ny fiainanao, conseils izay mbola hisaorako hatrany an\'i hery satria nanampy bdb ahy na dia amin\'ny moral noho ny amin\'ny mafy indd ireo sy ny fiainako andavanandro taty aoriana aza .
77. ftma ( 10/08/2004 10:29)
olly, ny lasa aloha ihany no misy mpanejika ka mahereza, mangina eny ihany ny mpanejika rehefa hitany fa tsy misy fiatraikany aminao izany. ilay "tsiky dia ampy" tena mampiakatra moral mihitsy, misaotra an'i hery.
Methode marina mihitsy ny hevitrao, makafy ny mamy rehefa sedra ny mangidy, fa raha mamy foana ny fiainana, tsy misy dikany.
78. ikaretsaka ( 11/10/2004 18:47)
izay mihitsy.. rehefa mbola tafarina sy be mpanarasy dia tsara ianao izay ary bol aambinina.. keep on
79. xxx ( 12/10/2004 12:26)
hold on !
80. kitjo ( 12/10/2004 13:36)
marina izany e.....
Sady tsy misy tsirony koa ange ilay TSARA raha tsy misy RATSY e.....
manjary monotone dia tsy voaavaka ny tsara sy ny ratsy.
Fa mahafinaritra aby aloha ny namana eto fa na misy aza ny mafy dia oh adino refa mba zaraina eto satria miray fo dol :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7701