Ny mafy indrindra ...

101. ikaretsaka ( 02/11/2004 13:49)
hahaha ramaso... leo zava-mafy ndray an
102. fijo ( 03/11/2004 00:16)
mivalana ary e.
103. ikaretsaka ( 03/11/2004 04:35)
hivalanan\'io eo tokoa ela raha tsy sahirana eo ra fijo.. sady io bandy b t..
104. ikaretsaka ( 06/11/2004 05:04)
ny malemy indrindra ary e...
ny ahako ny mijery ilay sinoa korapadrapaka be any anaty metro sy bus no mampalemy ahako!
misy lalana amboarina dia niolaka kely ilay bus dia gaga le sinoa mianakavy 1 bus hoe toa tsy aty ny lalana de efa nande ny koropaka sy ankiteny sinoa.. le sofera efa manazava ka mbola e e e
nalemy mihitsy aho androany izay!
105. kitjo ( 07/11/2004 06:59)
hhhaha
ika zany oh le mijery film teny sinoa tsy fantatra izay lazainy fa mijery sary fts d mampalemy

anokafy sujet vaovao e!
106. methode ( 07/11/2004 14:08)
kitjo> Ka izay mahita no manokatra ko!!
107. kitjo ( 12/11/2004 08:36)
mamaky forum ato zao ry methode no mampiomehy anah an
misy ady saritaka any ambadika any...hahhaha
oh oe mijery jackie Chan an-tsoratra
108. methode ( 11/03/2005 00:01)
kitjo> Aiza le film?
109. dadabe ( 11/03/2005 17:04)
toa efa vita sady efa maty le aktera sy le rol :?
110. xxx ( 12/04/2005 13:53)
tsy manamaivany ny any hafa aho fa tsy misy mafy ohatry ny manana renikely sy raikely ry reto a!ranomaso foana na andro na alina,za tsy mba nahazo fitiavana t@ RAD zany mihintsy,ny tena mangidy indrindra de rehefa marary ianao de tsy mba misy mpikarakara fa de mipitrapitra rery eo,mbola mahazo vava aza hoe mitsangana teo fa fika,na ny sakafo hoaninao aza arahina latsalatsa isan'andro.Mafy fa de efa fiainana de tsy maintsy zakaina.
Hany hery wa de izay naka vady na de tsy vokatry ny fo aza de lasa zao!
111. methode ( 13/04/2005 17:18)
xxx> Tena mafy marina izany ka!!! De ataovy izay mahasambatra ny tokatrano raha izay ko!!!
112. yonikafopl ( 14/04/2005 22:21)
ny aza voany ihany, xxx de hajao ny tokatrano mba tsy hiainan'ny zanakareo toy izay niainanao, de karakarao tsara ny tena mba hateza fa raha sendran'ny fahafatesana de le vady toa tsy hijanona fa ny haka solo ihany ngamba.
113. kitjo ( 20/04/2005 06:41)
zay mitsy ny grave d mba tandremo znay ry RAR isany an
nareo ze mety ho renikely sy raikely koa zany aza d ampijaliana le zanabady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3242