Ny mafy indrindra ...

41. kitjo ( 04/07/2004 07:32)
titakely> eny e, k zay mitsy nahatonga anay oe aleo tsy fantarina ny antony ( zahay 3mianaka io fa ny fianakaviana no nanaraka ny enkety tany fa tsy hainay izay niafarany)
42. kitjo ( 04/07/2004 07:51)
Ny anah saika nitovy t@ an' i Methode koa fa saingy olona niaraka tamiko.
Efa nampahafantarin Dr 3volana mialoha koa za dia efa niandry fts. Ary tsy andriko aza izay nahalasa azy satria mampalahelo izy mijaly fts. Fa ny marainan' ilay andro aho vao niteny t@ dad sy mamako fa ny fianakaviany aza tsy noteneniko . Izy rahateo koa efa nahalala ihany. Dia mbola nahavita nisaotra ny olona rht sns izy ny apres midi, izay olona teo. nanafatra ny mpiray tam-po oe mifankatiava tsara sns....

D hariva dia nangataka fotoam-bavaka izy dia vita ny toriteny d izay! Za ndray aloha tena nanatrika teo mihitsy herintaona izy narary (cancer intestin) mandrapikimpiny.

Nahagaga fts fa tsy nahatomany mihitsy aho fa mbola nahavita nanampy ny Dr nanindrona sns aza. Ny tena grave dia 1h talohan nialany aina dia nitaraina izy oe fanina be. Za sy ny Dr efa nahalala d d efa nafarany dol fts ze fanafody tokony atao satria za niteny oe refa tena ho faty oa izy aza tazotazomina tsn fa vao mainka mijaly. D nony nitaraina izy d za nitsapa "tension" efa tsy misy in in tsn. D ny olona nefa eo aby d tsitako izay nolazaina fa mody nataoko fts oe ts mande le izy fa aleo hiandry an DR sayd nasaiko nivoka ry zareo. D Kanjo izy aveo niteny oe aleo tsika mivavaka aloha. Tonga koa Dr, sady nitsapa le tension izy d tsy sahy miteny fa za no nojereny tsara fts oe "calme ndry fa mbola mahare lery sao mikotaba eo ny olona ka misy fiantraikany aminy. D tsy haiko oe nanin fa tena tsy nahatomany mihitsy aho fa nony izy niala aina aza nitomany dol ny olona d nasaiko nivoaka aby fa za sy Dr sisa tao. Rehefa nandrasana izy misy hira fanaony @ fihirana izay vao tonga saina aho tena tsy mihetsika tsn izy manaraka ilay hira. Izay vao nitomany. D teny am-pandevenana koa rehefa tena nasitrika izy dia nisy olona nampitondrainy hafatra ho anah fa teo @ fasana vao nolazainy. D efa noteneniny anah iany ilay izy ora vitsy2 taloha nahafatesany oe " tandremo sao d oe mieritreritra anah k tsy hiaraka @olona intsony fa izay mbola nokasainao natao tamiko anasoavy izay olona hiaraka aminao......"

Grave koa zay fa amiko reny zvt reny tsy tongatonga ho azy ary tsy tokony avela handalo fts fa misy lesona e!
Tsy aiko na oe za niaina an le izy fa eo @ le fotoana farany iny mihitsy enao vao mahatsapa na malahelo t@ izay zvt tsy nety nataonao ary mampi-tsy te hanao zavatra ratsy @ olona tsn.
Tena marina e!
43. kitjo ( 04/07/2004 07:56)
Fa aza lalaovina zareo ny aretina an. Ary ny Dr koa nddray manao diagnostic fopla ary misy profesora izay ao Dago tena mbola somary ananko alahelo mitsy aloha h@ zao (mifona aho fa tsy mety izany).
Ny olona mo aniteny oe torio sns fa za ndray tsy tia anzany . Kanjo afaka 1 volana dia iny ny zanak lery fa nigadra t@ le aferana kidnapping reny....D toa voaroaka tao @ HJRA tao koa....

Efa malaza ratsy mihitsy zay fa z atsy nahalala. Fa azy sy Andriamanitra aloha zany e.

44. methode ( 04/07/2004 11:38)
Fiainana daholo izany e!!
45. kitjo ( 04/07/2004 11:44)
Marina izany e
Tsy maintsy tohizana koa ny fiainana ho an'izay mbola miaina!

Fa misaotra an'Andriamanitra fa efa nomeny aho k!
Sady tiako no tia ahy ko!
46. methode ( 04/07/2004 11:49)
Ary Kitjo kay efa miandry ao mihitsy!! De efa nisy solony sa ahoana?
47. kitjo ( 04/07/2004 12:03)
methode> hahaha, k za mihaino RVG d sady manao zvt eto @ ordi d hitako ra vao misy mamaly ko

efa nahazo oa io lazaiko io oe misaotra an' Andriamanitra koa!
48. methode ( 05/07/2004 23:20)
Hay ve! Nefa za saika hisolo azy!! Hihihihihi
49. olly ( 06/07/2004 10:04)
50. kitjo ( 06/07/2004 13:12)
eeeeee, misaotra iany na zany aza

fa efa milamina tsara aho izao sady afa-po @solony k! ts mitady hafa tsn
51. gandy ( 06/07/2004 14:56)
NYahy mitvy ny an'i ftma.Dia tena gaiky be e!.
52. methode ( 06/07/2004 23:05)
Kitjo, teneno ihany aho rehefa ho soloina e!! Hihihihihihii
53. wawawa ( 06/07/2004 23:39)
mmm
54. kitjo ( 07/07/2004 05:03)
methode> raha tena tia tsy ao anaty calcul mitsy ny hisaraka na hanolo zany k!

b sipa be reo mangala amin' ireo fa misy mitady ko nge ao e

55. methode ( 07/07/2004 21:30)
Kitjo>Tsara rehefa tsy mila manolo ka!! De aleo ihany aloha aho mijanona amin'izao!! Hihihihihi! Tazony hatramin'ny farany ny efa azo! Mandramaty
56. ftma ( 07/07/2004 21:59)
Methode: izaho koa efa nadindona ahy ny nahafatesan'io anadahiko io, tonga nanao vacances tany Dago aho efa narary izy, 1 taona taty aoriana vao maty izy, efa azoko antsaina angamba fa tsy ho eo intsony izy dia nalaiko sary niaraka t@ ilay zadrinay hatao mariage, izaho mantsy tsy afaka hanatrika ilay mariage dia nalaiko sary aloha ry zareo. tsy natao akory ny mariagen'ilay zandrinay de maty izy, tsy te hijery ireo sary ireo intsony aho fa mitamberina ato an-tsaiko fona io fotoana io. rehefa mody any angamba aho vao ekeko fa tsy ao intsony izy.
57. methode ( 07/07/2004 23:08)
Za izao tena tsy manana sarin'ilay zandriko intsony na iray aza ko!!!!
58. ikaretsaka ( 08/07/2004 03:37)
ny potraka nefa tafarina no tena olona..
samy efa voa daholo .. ny ahy nirate frein tonga dia any @ hatsana.. efa tsy nihevitra ny tenako hoe velona intsony mandra pahatsiaroko tena...
59. kitjo ( 08/07/2004 12:38)
anseee
60. booboo ( 08/07/2004 21:00)
soa ihany fa misy lohahevitra hafa any @ tsy tadidiko any momba ny mahafinaritra sy ny mahafaly ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3782