ny vehivavy no saropiaro kokoa..

81. pitchou ( 22/06/2004 16:37)
tsy vonoinay alou fa mba anaovanay fampiharana fotsiny e! hihihi
82. booboo ( 22/06/2004 20:12)
hihihi
83. fijo ( 22/06/2004 22:18)
ka izay mihintsy no loza fa aleo ihany tazomina ho sekile defansy.
84. pitchou ( 23/06/2004 15:38)
fijo manko d tsy matoky anay mihitsy an!
85. fijo ( 23/06/2004 20:59)
ka sekile defansy io ko.
86. mimich ( 24/06/2004 11:38)
kaly ndray zany vao mavĂ  ny sekle raha azoko tsara
87. pitchou ( 24/06/2004 16:12)
ndao hanaovantsika masikita izy ry mimich d ho voavĂ  ny sekile an!
88. fijo ( 24/06/2004 23:06)
ataovy aloha ny kaly ho hita.
89. pitchou ( 25/06/2004 16:40)
an!an!an! ty sy nday io fijo an!
90. mimich ( 28/06/2004 09:50)
fijo tady fetsifetsy an! 'zay tsy miombona!
91. booboo ( 28/06/2004 11:24)
92. fijo ( 28/06/2004 22:12)
tsy fetsy aho fa manome vaha olana ka.
93. pitchou ( 29/06/2004 06:51)
zao ary e! karakarainay ny kaly d tsy mahazo mihinana i fijo raha tsy voavahy lay sekl!!! ahoana? raikitra? zahay alou d tsorina fa tsy maintsy mila fanamarinana sao lany ny kaly vao we laingako zany an!
94. mimich ( 29/06/2004 10:45)
zay mihitsy , mipotsa alo ny sekle sy ny porofo vao mivoaka ny kaly.
95. pitchou ( 29/06/2004 13:14)
mimich an! tsy aleo tonga d atao eo ambony latabatra? @zay izy tsy milona milaza le sekl!!!! hihihi fa atao ery lavidavitra ery sao tsy tana le namana!
96. fijo ( 29/06/2004 21:50)
ka iza no hanamarika fa raha milaza ilay sekle aho dia miroso ny kaly?
97. mimich ( 30/06/2004 07:23)
efa atao eo ambony latabatra hozy pitchou , izy zany efa vonona handroso rehefa milaza ianao!
98. fijo ( 30/06/2004 22:27)
olona noana ve tsy hamorona?fa aleo aloha vokisana izy vao milaza e.
99. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:54)
zay manko
100. mimich ( 01/07/2004 07:22)
io ndray fijo sy ikaretsaka fa mifanjohy hatraty!
ao ary fa sady mihinana no milaza e! tandremo mamorona ,an! tonga de kendainay eo @mpihinana eo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2102