ny vehivavy no saropiaro kokoa..

61. chipie1 ( 28/05/2004 08:58)
fijo: zahay kou ane afaka miarotena e!!!
62. fijo ( 31/05/2004 22:43)
an,ary raha misy mitady hanolana dia ahoana?
63. pitchou ( 01/06/2004 19:11)
ramaso> devoly saina an!
64. chipie1 ( 01/06/2004 19:54)
ity ramaso ity oa tena tsss.
fijo > aleo alou ho hita raha misy mahasaiky manolana . De mba mifampitana eo klou
65. fijo ( 01/06/2004 20:54)
tena hamely tokoa ve indry ry chipie sao dia terakovitra fotsiny eo,ka loza
66. jhouhlambout ( 04/06/2004 11:51)
67. pitchou ( 04/06/2004 18:17)
tandremo ihany fijo fa tsy ianao no hatoro ny fomba mety hahafaty anao tampoka an! hihihi! sao avy eo vao hoe ambanin'ny ... izany! ianao hahasahy hanao an'izany d izy tadiavinao tsy hahasahy hamely anao?
68. fijo ( 07/06/2004 22:49)
hamely ahy ahoana anefa izy?ny anay anie ohatra fotsiny e.mody atao hoe
69. pitchou ( 08/06/2004 17:43)
ngaaaaaaaaahhhhh! tandremo sao mitolefika be ary vao igagan'ny mpandalo e!
70. fijo ( 08/06/2004 22:45)
tsssnvizana angaha fa sipa koa ve dia ahatorana bandy fa mba resaka.
71. pitchou ( 09/06/2004 16:03)
hihihihihihihihi! bandy mora maty ko! na tsipinda aza mety hahasafotra azy ! sa tsy izany fijo?
72. fijo ( 10/06/2004 23:01)
ka iny efa voaharo ko.nga homena tsipindiny eo.
73. pitchou ( 11/06/2004 16:22)
arovanao @ inona?
74. fijo ( 16/06/2004 23:03)
tanana sns
75. pitchou ( 17/06/2004 11:02)
inona izany sns zany? service national de sécurité????
76. chipie1 ( 17/06/2004 13:05)
hihhihihi
77. mimich ( 17/06/2004 13:30)
ho!ho!ho!
78. fijo ( 17/06/2004 21:04)
ilay pitchou ity wa tena mila vaniny mihintsy.tsy atoro anao kosa ny fiarovana e.
79. pitchou ( 18/06/2004 12:07)
fijo ko ratsy fanahy an! atoroy moa e! ao marina fa tsy lazainay an'izaniza e!
80. fijo ( 21/06/2004 22:07)
atoro dia hoavy ianareo hamono avy eo tsss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3742