ny vehivavy no saropiaro kokoa..
21. ikaretsaka
(
27/04/2004 00:39)
ie.. satria ny tenany ihany no jereny rehefa saropiaro izy .. anazy ihany hono ianao .. izy ihany sns.. diniho ange e
22. ramoul
(
27/04/2004 14:45)
sur ve ialahy ry ikaretsaka fa fitiavan-tene ny fahasarotan-piaro?
amiko aloha normal ra saropiaro ny lhl na ny vhv satria ny sipako tsy hozaraiko amin'ny olon-kafa zany mintsy é! ra tsy hoe anga misaraka izahay de zay zah vao tsy tokony ho saropiaro tsony.
amiko aloha normal ra saropiaro ny lhl na ny vhv satria ny sipako tsy hozaraiko amin'ny olon-kafa zany mintsy é! ra tsy hoe anga misaraka izahay de zay zah vao tsy tokony ho saropiaro tsony.
23. pitchou
(
27/04/2004 16:15)
miombon-kevitra @ karetsaka aho @ ilay hoe fitiavan-tena ihany koa ny hasarotam-piaro. Satria rehefa saro-piaro dia fefena daholo izay mety hahakasika ilay olona maha-saro-piuaro, tsy avela hanana fahafahana mihitsy izy, dia izay rehetra ataony dia ahiahiana avokoa.
ary tena marina ny tenin'i fijo hoe mety hamonoana mihitsy ny hasarotam-piaro.
ary tena marina ny tenin'i fijo hoe mety hamonoana mihitsy ny hasarotam-piaro.
24. mimita
(
27/04/2004 16:18)
marina mitsy ny anao ramoul!!tena d`'accord a 100% a amzay!!ra ohatra kosa marina v tinao le sipa d na misy mikoty aza d avela izy misy mikoty any fa tsy tokony ho saropiaro v?mande ho azy le ziy fa tsy tena we fitiavatena lotra wa!!
25. jhouhlambout
(
27/04/2004 18:05)
Misy fotoana ilaina io ary misy fotoana tokony avela @zao fotsiny, anjaran'ny
tsi-1-1 no mandinika hoe raoviana no atao ary raoviana no tsia.
tsi-1-1 no mandinika hoe raoviana no atao ary raoviana no tsia.
27. hendry
(
28/04/2004 12:14)
mba tokony mianatra manafina ny hasarotam-piarony zay saro-piaro mba tsy hahatonga ilay partenaire hahatsiaro tena ho voafehy be.
29. mimita
(
28/04/2004 16:26)
k ahona ko le afenina fa le izy nge hita ho azy eny ihany e!!ra azo atao alou d afenina e!ok!
30. pitchou
(
28/04/2004 17:28)
sady tsy fahatokisana izany! otran'ny hoe ity raha vao kitihina dia lasa ka aleo atao tsara ambina!
31. fijo
(
28/04/2004 20:18)
ity misy hoatra iray.
mpanao sport ilay bandy.dia tany no nahitanao azy.dia rehefa miaraka ianareo dia avy amin'izay ilay hoe fa andeha hoaiza ihany ianao e.hitady sipa any indray.
aminareo fitiavana ve io sa inona.izay no zavtra tiany dia iny no sakanana nohon'ny hasarotampiaro.rariny ve io?tsy mahazo miaraka amin'ny namana,tsy mahazo mandeha irery.
ianareo ireo ihany no milaza fa mila fahatokisana ny fitiavana.aiza amin'ireo ilay fahatokisana?aminao ve tokony hoafaly ilay olona hatao an'io?
manahy aho sao io indray aza no haniraka azy hitady hafa

32. angie
(
29/04/2004 10:41)
Raha ny tena izy aloha dia tokony hahatsiaro no libre ny ts11 ka rehefa misy zavatra tiany atao dia tokony tsy ho sakanana, eo ilay fahatokisana.
Fa matoa ny iray efa mijerijery olon-kafa na voatery mandainga mba hahafahana manao izay tiany dia efa misy lesoka zay ao @io, ary dia tsy maintsy hiafara @fisarahana.
Ny zavatra rehetra dia tsara raha lazaina mba tsy hampisy ny olana, fa tsy hoe efa vita vao hilaza...

34. hendry
(
30/04/2004 17:35)
azoko ny mahatonga ilay iray ho saro-piaro: mihevitra izy tsinona fa hitady sipa ndray ilay iray satria tany @ ilay sport halehan´ilay bandy aza no nifankahitan-dry zareo koa.
35. hendry
(
30/04/2004 17:35)
Ny olona saro-piaro koa matetika anie dia olona tsy matoky tena sady tsy matoky ilay partenaire-ny.
Ny tokony ezahina dia ny hikolokolo ilay fitiavana mba hitiavany anao foana ka tsy hahatonga azy hitady any ivelany. Rehefa sur enao fa mifankatia tsara nareo dia tsy tokony hisy hasarota-piaro.
Ny tokony ezahina dia ny hikolokolo ilay fitiavana mba hitiavany anao foana ka tsy hahatonga azy hitady any ivelany. Rehefa sur enao fa mifankatia tsara nareo dia tsy tokony hisy hasarota-piaro.
36. pitchou
(
02/05/2004 17:06)
Marina mihitsy ny tenin'ny fijo! izany ve no hiainana kosa tsy vetivety dia tofoka? isaky ny hivoaka ny trano ve d ho gidragidra sy enquête foana? malaza hoe ny vhv no mpanao an'izany fa misy tokoa ny lhl saro-piaro tena tsy laitra mihitsy manao an'izany!
Izaho manokana tsy hitako izay hanaovana an'izany! rehefa tia anao angaha iny hamitaka anao, ary rehefa tsy tia anao angaha ho voafehy eo no ndeha ho teriterena?
Izaho manokana tsy hitako izay hanaovana an'izany! rehefa tia anao angaha iny hamitaka anao, ary rehefa tsy tia anao angaha ho voafehy eo no ndeha ho teriterena?
37. ikaretsaka
(
02/05/2004 21:00)
marina mihitsy izany ange.. ary ireny olona mpanao saropiaro sy mpanadihady ireny ange no tena tsy mahatoky sy matahotra ny tenany saingy ailiny any amin'ny olona hafa e
39. fijo
(
03/05/2004 21:00)
izany mihintsy ry mimita an.matahotra ny tenanao ianao hoe sao voan'ny fakampanahy dia ny olona no asianao resaka isaky ny hivoaka.tadidio fa vao miha mankaleo io fa tsy maha te hijanona akory.