ny vehivavy no saropiaro kokoa..
41. pitchou
(
04/05/2004 15:46)
fa nareo lhl rehefa saro-piaro izay, ny vava mandeha fa araka ny tenin'i fijo tary aloha moa? arahana famonoana! fa tsy azo ferana tokoa moa ve ilay hasarota-piaro e?
44. mumu
(
10/05/2004 12:03)
amiko normal ny oul saropiaro, tiana matoa mahasaropiaro...fa tsy atao be lôtra...
45. yonikafopl
(
10/05/2004 13:31)
Mandainga izay olona milaza fa tsy tia ny tenany , ary mandainga koa izay milaza fa tsy saro-piaro, samy misy eo @ ny olombelona ireo fa ny fatrany no tsy mitovy , ny tsy misy mihintsy tsy normal, ary ny be loatra koa abnormal
46. pitchou
(
10/05/2004 16:39)
ny olona tena tia ary matoky ilay miaraka aminy tsy mba saro-piaro mihitsy! ny olona tena tia ary tia ilay olona tiany noho ny tenany (betsaka ny couple hitako sahala @zany!) dia tsy mba saro-piaro izany satria izay hahafaly ilay iray foana no katsahany hatrany fa tsy ny hamono na hangeja azy akory
47. fijo
(
10/05/2004 21:46)
izay mihintsy.rehefa mifampahatoky dia tsy ilaina io.
ary inona moa ity tssssssslavabe ity?
ary inona moa ity tssssssslavabe ity?
48. pitchou
(
11/05/2004 16:20)
hihihi! ianao ko! "asan'izay manao azy io ko!" ahoana? ngah fijo tsy manao an'izany?
53. pitchou
(
15/05/2004 03:22)
za kosa ramaso tsy sahy manandrana an'izany ka! sao iharan'ny fasarota-piarony eo vao loooooooza! sady @zay lery bokony be ko!
55. pitchou
(
20/05/2004 06:00)
zany mumu a! fa ataovy mazava aloha ny lalana handosirana sao mihetsika eo ny hasarota-piarony
60. fijo
(
27/05/2004 20:57)
chipie>ngaha hainao izay mety hitranga rehefa avy eo?izay no hilana anay fa tsy hosaropiaro akory izahay e.
