ny vehivavy no saropiaro kokoa..
101. pitchou
(
01/07/2004 11:20)
aiza kosa e! efa hoe voaporofo fa marina le nolazaina d omena ny kaly! oviana enao no mba nahita ahy nandainga? raha tsy omenay le izy d tsorina mialoha fa omenay mihitsy ka! ary karetsaka moa aza miaodiaody eo sao mangala-pihinana ka lany ndray le anambatambazana an'i fijo e!
102. pitchou
(
01/07/2004 14:20)
lasa ndray ramaso! tsy mahita ho lazaina d mamorona! tttsssssss! mba sujet hafa jerena e! nga io kaly nomaninay sy mimich io omenay anao raha tsy ho an'i fijo?
104. mimich
(
02/07/2004 10:27)
tsy mandainga izany izy fa lazao alou ny sekle fa efa vonona ny kaly e!
105. pitchou
(
02/07/2004 18:41)
d toute façon, izay eritreretin-dramaso ho mahafinaritra ny sain-dramaso any tazonina fa tsy blema-ko zany!
ahoana le izy fijo a!
ahoana le izy fijo a!
