ICTIONNAIRE DU LANGAGE DE LA FEMME
83. pitchou
(
17/06/2004 11:13)
hay va re! zany hoe atambatry ny sipa zany nareo 2 lahy? gravy zany an! ary nareo ko zany no tena atao hoe zefa ko!
86. fijo
(
17/06/2004 21:21)
tsy atambatry ny sipa izahay fa manambatra sipa ngamba.io le double .....
87. pitchou
(
18/06/2004 17:16)
ka le sipa miaraka @ 1 aminareo d mankany @ ilay 1 aminareo ko ko inona no ilazana an'izany? tsy atambany nareo? hihihi! d zay no atao hoe doublette moa? sa moa nareo 3 no ndray ao? d triplette? hihihi!
88. fijo
(
21/06/2004 22:08)
raha tsy hay dia marina izay fa raha fantatra hoe manao izay izy dia izahay no manatambatra.
89. pitchou
(
22/06/2004 16:38)
ary ngah nareo ihany no mahay manafina moa e! atambatambany ao daolo nareo d rehefa leo izy d atapô ny sambo!
91. fijo
(
22/06/2004 22:19)
dia rehefa avy eo iza n hiomehezan'ny olona sy mahazo laza ratsy?izahay maro nitambatra tao sa ilay sipa nitambarana tao?
92. pitchou
(
23/06/2004 15:40)
fa iza no manao ny lazanay? tttttttttssssss! sady tena atao @ le resaka tsy tantin'ny sainareo reny mihitsy! hihihi!
94. xxx
(
24/06/2004 06:01)
fa tsy tsy azoko dia hoe
pourqui quabd une fille dort avec 10 mecs on dit que c'est une salope malors que quand un gars dort avec 10 filles .. on l'appele pas moi?
pourqui quabd une fille dort avec 10 mecs on dit que c'est une salope malors que quand un gars dort avec 10 filles .. on l'appele pas moi?
95. pitchou
(
24/06/2004 16:14)
fijo anga mbola mihevitra fa ny lehilahy no vahoaka?
xxxxxxxx il n'y a qu'un homme pour être aussi c ... au point de dire çà!!!!
xxxxxxxx il n'y a qu'un homme pour être aussi c ... au point de dire çà!!!!
96. fijo
(
24/06/2004 23:09)
ka izay no izy ko.raha bandy iray manana sipa folo.bogosy eo amin'ny fiaraha monina izy.
fa raha sipa iray taigenan'ny bandy folo,henatra eo amin'ny fiaraha monina izy.
fa raha sipa iray taigenan'ny bandy folo,henatra eo amin'ny fiaraha monina izy.
97. pitchou
(
25/06/2004 16:42)
ho anao!!!! fa tsy ho an'ny fiaraha-monina! satria tsy enao no fiaraha-monina fa ao izahay vhv tsy tianao!
100. fijo
(
28/06/2004 22:14)
manandrama fotsiny miova mpanatitra herinandro dia enohy ny feon'ny fiaraha monina avy eo e.