ICTIONNAIRE DU LANGAGE DE LA FEMME

101. pitchou ( 29/06/2004 06:54)
@ramaso tsinona d ny lhl ihany no societe! mety marina alou zany raha société na pédé e! ary sao d zay no mahatonga anao ni-insiste t@ le izy?
taiza enao no mbola nahita vhv nitsiriritra bandy be sipa zany? ary taiza no mbola nisy fiaraha-monina ara-dalana (tsy pédé fotsiny fa misy lhl vhv lehibe kely) nanome rariny fa tsy nanenjika lhl manao an'izany? enao marina an!
102. mimich ( 29/06/2004 10:54)
izay aky ry pitchou no atao hoe fanjakan-dhl a! mangina fotsiny dé henoina izay lazaina fa tsika foana anie no diso e!
103. pitchou ( 29/06/2004 13:19)
ka zao ange ry mimich e! raha te-hiara-monina @ vhv izy d mila manaiky ny fisiany fa tsy mizesta we izy ihany no olona ao anatin'ny societe e! fa ny any @ pd tokoa moa ve tsy fanjakan-dehilahy e!!!! aleo ny antsika aty @ mixte sy mirindra no amboarintsika tsara! ity 'ty izy mimich !!!!!!!!
104. fijo ( 29/06/2004 22:00)
marina io ramaso.
voalohany.tsy nisy nilaza teo fa tsiriritin'ny sipa ilay bandy manao sipa maro.ny nolazainay dia hoe.tsy mampaninona ny olona io fa lazainy fa bogosy lery.
fa raha sipa kosa no miovahova bandy manatitra isan kariva,dia hoavy ny resa be ao an tanana fa ny zanak'i anona dia sipa mola,adalan dahy,makorely.sns.ary rarana aza ny zanaka vavy tsy hinamana aminy.lazao fa tsy izany indray no zava misy amin'ny fiaraha monina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5622