ICTIONNAIRE DU LANGAGE DE LA FEMME
41. hokie
(
05/05/2004 13:38)
"Iza moa le vehivavy niaraka taminareo iny?"="Hum, hitako enao fa aikaiky loatra an'iny sipa iny. Tsy tiako mihintsy ka!"
muahahahahha
muahahahahha
42. hokie
(
05/05/2004 13:39)
"Iza moa le vehivavy niaraka taminareo iny?"="Hum, hitako enao fa aikaiky loatra an'iny sipa iny. Tsy tiako mihintsy ka!"
muahahahahha
muahahahahha
46. ikaretsaka
(
05/05/2004 23:02)
Raha ohatra ka manoa an'iznay ianao = ataoko mihinan'ny fatinao ianoa raha manao an'iznay
48. pitchou
(
07/05/2004 15:58)
tiako ianao=ataoko rafin'i ...?
(rehefa eo ambony alitara) ho tia anao foana sy hanaja anao= vao miala eto aho d ary @ anona no hanao nuit de noces fa tsy ho ary @ sakafo mariazy zany mihitsy akory
çà vous và les mecs?

50. pitchou
(
08/05/2004 05:20)
satria nareo tsy afaka hino izay tenenin'ny hafa mihitsy dia amboary ny saina e! théorie na translation ampiasaina jhoul d mety io an!
55. fijo
(
11/05/2004 22:46)
ih,ih,ih,izay ilay sipa e,za ihany no marina .de vao misy mamaly dia lasa
56. mumu
(
12/05/2004 08:00)
nareo kousa ane no tokony amaly anilay fanotanianay pitchou io e
tiako ianao=ataoko rafin'i ...?
(rehefa eo ambony alitara) ho tia anao foana sy hanaja anao= vao miala eto aho d ary @ anona no hanao nuit de noces fa tsy ho ary @ sakafo mariazy zany mihitsy akory
çà vous và les mecs?
tiako ianao=ataoko rafin'i ...?
(rehefa eo ambony alitara) ho tia anao foana sy hanaja anao= vao miala eto aho d ary @ anona no hanao nuit de noces fa tsy ho ary @ sakafo mariazy zany mihitsy akory
çà vous và les mecs?
60. pitchou
(
13/05/2004 15:45)
ikaretsaka moa ilay mpamorona voambolana ato? mety aminao ve izany ry karetsaka? azo atao mafimafy noho izay nefa tandremo mivarahontsana rehefa ihanrany tokoa satria ianao no nila an'izany an!