ICTIONNAIRE DU LANGAGE DE LA FEMME
62. pitchou
(
15/05/2004 03:24)
chipie> ka ramaso tsy ho tafiditra ao @akademian'ikaretsaka raha izany fa mandiso ko!
ramaso> mbay! nahoana kosa ny entan'ny sasany no tedavinao ahena? enao porte manteau aza efa tsy fidiny? hihihihihi
ramaso> mbay! nahoana kosa ny entan'ny sasany no tedavinao ahena? enao porte manteau aza efa tsy fidiny? hihihihihi
69. pitchou
(
20/05/2004 06:03)
ka efa ramaso no mhita ny hafa hoe mahitahita d efa gravy zany ka!
fijo> sipa"nareo"? angaha izy ity collectfi otyran'ny pikla sasany kosa?
fijo> sipa"nareo"? angaha izy ity collectfi otyran'ny pikla sasany kosa?
70. fijo
(
21/05/2004 00:23)
raha manana akoho folo ao antokontany dia atao hoe akohontsika.dia toa izay koa e.
72. fijo
(
26/05/2004 21:53)
tsy sarotra fa ahoana indray ary no hilazana ny sipa raha misy bandy dimy,dia samy any ivelany ny sipan'izy dimy.tsy hoe,
aiza indray ary ny sipantsika teo le.
aiza indray ary ny sipantsika teo le.
76. pitchou
(
10/06/2004 17:32)
ka inona ary ny antony anontanianao izay nalehan'ny an-drizalahy e? tsy ny anao ihany v no tokony ho eritreretinao?
79. pitchou
(
11/06/2004 16:24)
ha! sao d mba karaza&n'ny bandy fataon'ny sipa baolina pingy aza nareo 2lahy reto?