ICTIONNAIRE DU LANGAGE DE LA FEMME

21. pitchou ( 27/04/2004 16:18)
fijo> ianao ko ve? hihihi!
nareo v tena mihevitra kosa hoe nareo no mahafehy kokoa noho izahay izay tianay hambara e! ko nahoana nareo no mbola misy mitaraina hoe voafitaka?
22. mimita ( 27/04/2004 16:19)
fita wa ry pitchou!!
23. jhouhlambout ( 27/04/2004 18:09)
Satria ilay voafitaka no mitantara hoe: Hay izao izany no tiany ambara.....,
donc afaka fenoina tsikelikely ny Dictionaire!!
24. yonikafopl ( 27/04/2004 20:06)
eisy e re olona e!
25. ikaretsaka ( 27/04/2004 22:19)
za hoa no comment an.. ze mbola mahita dia tohizo
26. nananie ( 28/04/2004 15:43)
Tsisy tsony kosa e!
27. pitchou ( 28/04/2004 17:30)
dia io angambagamba nareo io no mety mbola hahavery anareo! satria mitompo hevi-teny diso
28. jhouhlambout ( 28/04/2004 18:13)
zany an!
29. fijo ( 28/04/2004 20:21)
matoha ny olona iray mamaly mafy zavatra iray lazaina azy,dia satria misy 90% marina ao.
izay fotsiny fa tsy holava resaka aho sao bedy eo indray.
30. nananie ( 29/04/2004 10:40)
Mety misy fahamarinany ihany ao ry Fijo a!

Fa le lazain'i Pitchou io kosa possible hahavery anareo an! Variana manao intérprétation de avy eo lasa saina any @zay tsy tokony ho izy.
31. fijo ( 29/04/2004 20:57)
asa aloha fa samia tsarain'ny ataony eo e
32. psykatr ( 30/04/2004 11:18)
sady ny vehivavy koa anie tsy mba mety milaza zavatra direct mihintsy e!
33. hendry ( 30/04/2004 17:36)
zany a?
34. jhouhlambout ( 30/04/2004 18:11)
zany mihintsy ka!
35. mimita ( 30/04/2004 22:11)
tsy d mialy lotra zany milaza zvtr direct zany fa za nefa milaza zvtr direct ihany ndraindray fa misy tsy lasa kosa alou ra lazaina direct e!!ohatra v oe tonga d hikozy direct b oe andao hananona,otrany tys milay kle!!!
36. mimita ( 01/05/2004 14:16)
le bady ngamba zany fa sty d le sipa kosa e!!raare ny sipa mety miteny anzany!ra @ vaza sty koi fa vaza vaza fona fa ny gasy kosa mba hafa ko!!sa ahona ry sipa isaany?
37. fijo ( 03/05/2004 21:10)
marina kosa iny ry mimita fa ny vazaha hafa isika hafa.fa mba misy fomba azo hisarihana azy ihany ka
38. pitchou ( 04/05/2004 15:52)
ahoana aloha ny voambolan'ny clientes n'i karetsaka e!
ary i fijo bedy! rehefa diso dia diso fa tsy misy an'izany hoe marina matoa toherina!
39. ikaretsaka ( 04/05/2004 16:52)
mareina kos any an'i fijo e.. io efa voateny io ambony io ny voambolana ry pitchou an
40. fijo ( 04/05/2004 21:38)
ka ilay izy anie tsy diso e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9426