vavy be taona noho ilay bandy
21. xxx
(
23/03/2004 16:58)
ashton kutcher & demi moore- madonna&guy ritchie- justin timberlake&cameron diaz-bennifer (j-lo&ben)-j-lo&puff-..... a la mode!!!! go nuts my friendz 'tis the f... season :)
22. xxx
(
23/03/2004 17:06)
saika hadino not last sady tsy least lenny kravitz&nicole kidman-usher&chilli (TLC)-janet jackson&jermaine dupri....ny point dia hoe: c'est a la mode hehe
25. hendry
(
24/03/2004 16:59)
Ohatran´ny mahaliana ilay famalin´i xxx t@ 21/03/04 mangataka date nahaterahan ilay bandy sy sipa na ny signe de zodiaque-ny. Ilay daty nahaterahana toa tsy mahagaga ahy fa ilay hoe signe zodiaque. Tena important ve ny fahalalana an´zany?
26. fijo
(
25/03/2004 20:04)
ankoatry ny vazivazy dia hita fa tsy dia maninona ilay izy.misy olona fantatro aza 12 ans zokiny ilay sipa roa izao ny zanany nefa dia mifankatia tsara ry zareo.ka io arakarak'ilay olona.
