vavy be taona noho ilay bandy

61. pilokely ( 24/04/2004 15:23)
zany ve? aza mitompo teny fantatra @ zany nareo an!mmm!!!Tandremo!
62. ikaretsaka ( 24/04/2004 17:31)
miala any ndray ny arivage sakay ra fijo an
63. tsie ( 12/05/2004 05:31)

ny fitiavana ry reto tsy voafetrann'y taona a! tsy fantatrareo nga ilay hoe 7à77 ans! na bandy kely taona noho ny sipa na sipa miaraka @ efa rapapa izay mahamety ny fiananjare ihany io! rehefa vonona ry zare dia sahy miditra sa ahoana
64. fijo ( 12/05/2004 22:08)
haka gony letsy fa andraso kely an.
pilokely.hm
65. ikaretsaka ( 12/05/2004 22:33)
tandre4mo ny pedophilisme na iznay aza ry zalahy sy zavavy an
66. fijo ( 17/05/2004 22:37)
izay tokoa fa sao hosahirana avy eo.vao hoe aiza ny namana hamonjy.
67. pam ( 14/06/2004 14:42)
ze tiana ihany io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1643