vavy be taona noho ilay bandy
42. xxx
(
31/03/2004 11:39)
Matetika ny olona sendra ny cas ohatr'izany dia ny olona tsy ampy na manana prb eo @ resaka affection maternelle, mety haharitra ihany ilay izy fa mety ho lasa toy ny reny sy ny zanany lahy na tsy fantatro, fa ny zava-misy aloha dia izao e, raha misy lahy sy vavy mitovy taona dia ny vavy hono matotra kokoa, ka raha zandry 10 taona izany ilay lhl dia mety hanao ahoana ny elanelan'ny fahamatorany? nefa izy ho loham-pianakaviana? nefa samy manana ny anjara sy ny safidiny io io ka izay tiany ihany, sady toa lasa lamaody anie ilay izy @ zao e!
43. pitchou
(
31/03/2004 15:17)
d eo indray ilay resaka tsy matotry XXXX! zavatra ao anatin'ny eritreritrao fotsiny io fa betsaka ny azonao hanaporofoina fa matotra tsara ary mety ho matotra noho ianao aza ny lhl mitovy taona aminao!
tsy hoe miaro ny lhl aho fa zavatra tena marina izany
tsy hoe miaro ny lhl aho fa zavatra tena marina izany
46. kitjo
(
03/04/2004 09:13)
theorie dol zany rht zany fa ny tena marina na manaan ny ao antsainao aza enao tsy afaka hitompo teny fantara koa oe za tsy hiaraka mitsy raha tsy olona oh izao sy izao
matetika aza mety tsy any @eritreretinao akory ny fandehan-javatra kanefa mandeha tsara
matetika aza mety tsy any @eritreretinao akory ny fandehan-javatra kanefa mandeha tsara
48. pitchou
(
05/04/2004 10:55)
tena marina izany lazain'i kitjo izany! ary izay fatra-pandà eto ihany no ho mora manaiky fa tandremo an!
ramaso> ahoana ihany ary izany! ny olona sasany aza tsy mahita nefa mino ko ianao sady efa mahita no mbola tsy mino? efa hoe minoa fotsiny ihany!
ramaso> ahoana ihany ary izany! ny olona sasany aza tsy mahita nefa mino ko ianao sady efa mahita no mbola tsy mino? efa hoe minoa fotsiny ihany!