30 taona
42. pitchou
(
30/03/2004 12:21)
ie! fa misy irony manevokevoka b am-boalohany, vao any @ échauffemet de vita!!!! tsy manao match akory!
47. ikaretsaka
(
31/03/2004 19:56)
io ilay lazain'i fijo hoe consom 1 isaky ny mihetsika fa tsy hoe vao mahita dia vitaina daholo ny 1 l
48. ikaretsaka
(
31/03/2004 19:56)
io ilay lazain'i fijo hoe consom 1 isaky ny mihetsika fa tsy hoe vao mahita dia vitaina daholo ny 1 l
51. ravatorano
(
02/04/2004 13:18)
manjeraka kosa raha isaky ny mietsika kle aza
aleo mahalakalana tsaratsara toy izay matetipiavy tsisy feeling
aleo mahalakalana tsaratsara toy izay matetipiavy tsisy feeling
52. ralipo
(
02/04/2004 19:15)
Tena marina tokoa zany ry zalahy fa fanaka mampalemilemy ny vhv fa tsy fanaka malemy an!
53. pitchou
(
03/04/2004 14:08)
ny zavatra atao sesi-mototra ko ange sady tsy re tsirony intsony no mora mankaleo e!
54. ikaretsaka
(
03/04/2004 16:39)
ny ahy aloha le consom 1 isanandro toy izay ilay vao mahita de in 10 eo foana e... maty eo!
55. ikaretsaka
(
03/04/2004 16:39)
ny ahy aloha le consom 1 isanandro toy izay ilay vao mahita de in 10 eo foana e... maty eo!
57. fijo
(
19/04/2004 20:53)
ka ny zatra misotro kely hafaka tsy misotro rehefa tsy mahita,fa ireo izay zatra goka be no tsy maharitra rehefa tsy mahita
59. fijo
(
20/04/2004 22:27)
ka raha zatra kely isan'andro anie tsy misy vikany iny raha tsy mahita e.za zao tamin'ny narary avy any vichy tsy nikasika mihintsy tapabolana tsy naninona mihintsy.ary tsy mila manenjika akory izao.