30 taona

21. pitchou ( 22/03/2004 17:42)
aiza no misy olona 30 taona ka tsy mbola mahalala ny fomba fiarovana e?
ramaso > voa tany indray angaha?
ralipo > ka tsy course contre la montre anie ny fanambadiana ka hoe tsy maintsy montsanina ny record e! rehefa vonona d lasa! fa ny maimaika aloha d fahotana mahafaty e! sao d we hanambady fa tsy hitokan-trano?
22. ikaretsaka ( 22/03/2004 17:45)
ka tandremo fotsiny atoandro faka ronono ka ilaozan'ny omby mi... e... misy fotoananyny zava-drehetra
23. ikaretsaka ( 23/03/2004 09:06)
pitchou> mahafantatra fa manao fanahy iniana ko
24. fijo ( 23/03/2004 09:22)
io taona io no tena mahamatotra ny taovan'ny vehivavy,ka dia mitady be izy eo.
25. pitchou ( 23/03/2004 10:14)
d mba voajono indray izany ny lhl eo ko atao ahoana moa?
26. nananie ( 23/03/2004 10:29)
eh eh he!
27. fijo ( 24/03/2004 09:02)
mila maharaka ny bandy eo ka.
28. ikaretsaka ( 24/03/2004 09:47)
marina io..
29. ralipo ( 24/03/2004 09:56)
nananie> enao ko nga tia manjono ohatra an pitchou.
karetsaka> tia mitery ronono foana.
Tsy resaka fifaninanana fa resaka fahazotoan-komana.
Jereo tsara zany ry zalahy ny fanambanin'ny entana hoe bon à consommer avant date....
30. igliky ( 24/03/2004 16:36)
Ny ahy indray ny fahitako azy dia manondidina ny 29 taona ny vhv no hitako tena "sensuelle". Ka mety marina ihany ny tenin-dRalipo : "Tena marina ry zareo fa rehefa feno 30 taona ny vhv dia mankafy m... "
31. fijo ( 25/03/2004 10:56)
io dia tsy azo lavina ary raha sendra azy eo ka tsy maharaka dia bye e
32. bice ( 25/03/2004 18:58)
refa tsy mitady aharaka no fika de zavatra hafa ampiasaina, betsaka ny isafidianana amin`io
33. bice ( 25/03/2004 18:59)
refa tsy mitady aharaka no fika de zavatra hafa ampiasaina, betsaka ny isafidianana amin`io
34. nananie ( 25/03/2004 10:54)
zany no tena pro @ io resaka io! hihihi!
35. ralipo ( 25/03/2004 18:13)
bice> zavatra matériel no resaka sa spirituel fa tsy azon'i nananie de mihihihi ny clavier-ny?
Ny tanjona mantsy dia ny mampiomana de misoroka sady mi-prévenir zany no mi-guerir fa tsy hoe fitia te hi-aborder resatsex fotsiny ohatra ilay olona "susceptible" mandalo ato reny.
36. fijo ( 26/03/2004 10:03)
ie ny bandy kely tokony hisaina fa ao aoriana kely ao dia hanao adidy be izy ka sao ilaozan'ny omby mi mannnn eo
37. ikaretsaka ( 26/03/2004 12:36)
zay ny teniko tary aloha tary
38. pitchou ( 29/03/2004 16:16)
noho izany: hendre tsara ry tanora isany ary tsitsio ny aina fa ny lalao mbola ho ela!
39. ikaretsaka ( 29/03/2004 18:03)
ny entrainement koa aloha jerena ihany e
40. fijo ( 30/03/2004 20:00)
io dia tena marina tokoa ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2253