30 taona

1. ralipo ( 19/03/2004 09:43)
Tena marina ry zareo fa rehefa feno 30 taona ny vhv dia mankafy m... sa ahoana hoy ianareo??
novalian'i pitchou ny 24/04/2004 08:55
2. ikaretsaka ( 19/03/2004 11:55)
raha efa nanao izy tany alohadi aeo izy vao mankafy.. raha tsy mbola de eo izy ilay ohatran'ny adaladala
3. ikaretsaka ( 19/03/2004 11:55)
raha efa nanao izy tany alohadi aeo izy vao mankafy.. raha tsy mbola de eo izy ilay ohatran'ny adaladala
4. tsie ( 19/03/2004 16:22)
tsy fantatro indray aloha izay fa ny reko fotsiny dia hoe ireny efa somary mahazoazo taona ireny no tena mankafy azy io
5. tsie ( 19/03/2004 16:23)
tsy fantatro indray aloha izay fa ny reko fotsiny dia hoe ireny efa somary mahazoazo taona ireny no tena mankafy azy io
6. tsie ( 19/03/2004 16:29)
tsy fantatro indray aloha izay fa ny reko fotsiny dia hoe ireny efa somary mahazoazo taona ireny no tena mankafy azy io
7. tsie ( 19/03/2004 16:31)
tsy fantatro indray aloha izay fa ny reko fotsiny dia hoe ireny efa somary mahazoazo taona ireny no tena mankafy azy io
8. fijo ( 19/03/2004 16:34)
mamo ve tsie no miverimberina be e,
marina fa eo izy no tena vitesy maxi.ka izay no maharatsy ilay bandy kely nirol satria eo lery somary vizana nefa rasipa mila be.
9. tsie ( 19/03/2004 16:34)
tsy fantatro indray aloha izay fa ny reko fotsiny dia hoe ireny efa somary mahazoazo taona ireny no tena mankafy azy io
10. jhouhlambout ( 19/03/2004 19:03)
Mety ho marina. Ary ahoana ny momban'i masera @ zany rehetra izany?
11. psykatr ( 19/03/2004 20:41)
i masera angé olombelona ihany é.
Zao no tsikaritro: Betsaka ny masera mividy akondro eny an-tsena.(...)

Na koa hoe mety possible maka any @ sisiny(...)
12. nananie ( 19/03/2004 10:28)
Ary raha baranjely???
13. pitchou ( 19/03/2004 14:04)
nareo ireto!!! aiza no ahaizan'ny olona tsy mbola nanao firaisana hoe sahala @ ahoana? tsy mandalo ao an-tsainy akory izany!
14. ralipo ( 20/03/2004 14:57)
tsie> raha mi-plante ny matos aza potserina foana ny bouton
ramaso> mahazo bonus fa mandalina tsara
psykatr sy nananie> mampieritraritra ny fijerinareo nefa mahafinaritra rehefa be imagination de asina "vaseline" zany?
Vehv 30 taona aloha no tena ndrasana havitra e!
15. hasnirina ( 20/03/2004 16:16)
ralipo:angamba énô juriste e ???
Tsy fantatro ny resakareo fa 'za mbola
16. ralipo ( 20/03/2004 19:58)
Tsia! fa rehefa tsy Eh! tsony enao manokatra ity pejy ity indray dia ahazo valiny mahafa-po satria fiainana daholo zany. Aleo t'ko ry masera avela any ry zareo fa bedin'i Jesosy @zany a!
17. pitchou ( 21/03/2004 17:49)
aleo averiko ary @ 30 taona fa ireto ttttttttssssssss! eo angamba vao tena feno sy tena matotra ny mahavhv ko! sady efa mahasahy mandray andraikitra tsy amin-tahotra intsony, izany hoe mahalala tsara sy mahazaka ny tiana atao!
18. ralipo ( 22/03/2004 14:29)
Halalino hoe ramaso fa na za aza fanina @ zany
pitchou> 30 taona enao zany vao hanambady? nefa tadidio fa tsy miankina @taona ny fahamatoran'ny olona fa miankina @ safidy sy fahaizana mandanjalanja!
19. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:37)
io tenin'i pitschoi io ambony io sy ny fahazoako ny tenin'dramaso,
Ilay rehefa lehibe ka mahazaka tsara ny tokony atao=tsy matahotra intsony nabikibikina aza fa efa hay ny miala pas sy manilika @ ndrangahy hoe zanakao io!
20. bice ( 22/03/2004 11:51)
d refa mahay manilika amin-dranga v de lasa mi...(2) eny amin`ny sisiny am`zy satria tsy maintsy we zanakao io ranga
Kou raha tsy ranga nandra kou tsy ahalala ny fofon`ny sp....ny
hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1715