Inoanao ve ny angatra na lolo ??

41. nananie ( 25/03/2004 11:54)
Za tena mbola tsy nahita inin mintsy, ary fantatro fa tena misy ny zavatra hafahafa ôtr'izany. Ny resaka tromba fotsiny ohatra. Fanahy no miditra ao @ zareo.
Tsy aiko alou fa ôtran'ny mi-tenter ahy ny fahitàna angatra sns.Asa alou e! Maro mantsy ny miteny hoe tsy misy an'izany sns.Ny sasany ndray mitantara fa efa nahita.

42. nananie ( 25/03/2004 11:59)
Fa le resaka varatra teo no hiverenako. Nisy tantine-nay nampianatra tany Ambositra, tsy tena tao akory aza, fa mbola mandeha ambanivohitra be avy eo. Dia @ izy nifindra tany hono, dia efa nividy entana sy sakafo satria alavitri'ny tsena.Niditra tao @ le tanàna hono izy, dia tonga dia nilatsahan'ny varatra ny bozaka teo alohany.Ny andro anefa atoandro be. Tonga dia nisy olona nanatona hono izy dia nanontany azy hoe, misy tongolo gasy ve any @ entanao any? Nisy tokou! Dia nasainy narina tany ivelan'ny tanàna hono le izy, satria fady an'io le toerana.
43. nananie ( 25/03/2004 12:00)
Taty aoriana aza hono nisy vahiny tsy nety nihaino izany, fa tena nilatsahan'ny varatra ny tranony.
44. ikaretsaka ( 26/03/2004 12:29)
marina dia marina daholo ireny.. ny ao atsimbo ao (atsirabe sy amboditra) no tena mahery raha hilalao an'io varatra io arty lasa fampiderana fahaizana mihitsy aza.. fa hoono ho aho .. avy any koa angah aravato?
45. ravatorano ( 26/03/2004 18:45)
avy any bira tokoa fa noho ny fitadiavana ity de tsy maintsy mihodina manerana an i gasikara
haiko tsara raha iny faritra amoron i Mania ,ambositra ,imady,manandriana ary ambatofinandrahina.
Tamin ireo toerana ireo no nahitako ny fandatsahana na ny filalaovana ny varatra ry Ikaretsaka ah ! any zamerika tsisy zany é
nananie>aza dia matoky tena b loatra amin ilay hoe mitenté anao ny hahita lolo na angatra fa de tapaka lalan dra eo.
izy io tokoa aloha misy lafiny demoniaka ihany ary misy nefa olona mitondra tromba io mivavaka be de tsy azoko tsony.Asa izay efa nahita fitampoha ireny fa za dia efa inefatra izay no nihanoka tao amin ireny lanonana ireny ary dia hitako ny tromba ; ka ny fanahin ilay mpanjaka no mipetraka ao aminy , miova ny feony ary dia voalaza moa fa dia feon ilay fanahy mipetraka ao amin ilay odoran ny tromba izany.
Aza afangaro anefa ny tromba sy ny ramanenjana any atsimo.
46. nananie ( 26/03/2004 12:10)
I Ravatorano miteny we demoniaka,fa za mahafantatra sipa milaza mpivavaka be, fa danz zany raha anao zvtr an!
Ny fahitako an'io an, tô ôtrann'y etikety fotsiny le fivavahana mba hanafenana an'izay ratsy atao. Mampalahelo mintsy!
47. kitjo ( 26/03/2004 16:56)
izy tompony ihany no mahalala ze ataony fa ny ety ivelany fonony fts,

kay marina moa ravatorano(ary neveriko oe ravatrano fona h@zay,loza!) le avy any an-tanana iny,hiiiihihihi
tsy ny fitampoha iany ry ravatorano fa @ fifohazana koa ahitana an'io bdb,fa ny devoly ange miezaka hihoatra an'Andriamanitra koa e,

Misy olona fatako ary misy oe matotoa miditra ao aminy @ alina ny fiheverany azy,kanjo nony niresaka d oe Jesosy hono izy, tsy hita ny tavany, d nony aveo nampijaliany b le olona d lasa le manana pouvoir sns reny koa, nefa izy tsy conscients mitsy oe mahavita anzany refa normal
48. ikaretsaka ( 27/03/2004 13:56)
Tantara tena marina koa ity.. tany @ taona 80 tany ho any
nisy tary izay Teo avaratr'i mahamasina teo hoe nianatra magie noire sdia toa hoe misy fandikana zavatra masina isakarazany ilay izy hoe manao pipi sary masina. mivalana eo ambony komonio sns... dia nataony hono a dia nangatahin'ilay devoly farany hono hoe ny pacte farany vonoina ny reniny dia ny ra-dreniny no toa hoe sotroina miaraka amin'ilay devoly de hoe ze tiany rehetra de tateraka aby.. diatoa tsy sahy ranamana de lasa nidiran ilay devoly dia nisy fotoana rehefa mihetsiak ilay izy fa avy aty @ tany lery mitsipika fa tafiakatra eo @ tafon'i stade couvert de avy eo de any atafotranon'i sainte famille de mitetitety iny tafo tranon'olona iny mahamasina iny .. ohatran'ny tigre et dragon izany.. dia ny lohan'i lery mihodina 360 degres.. tsy film io fa tena izy!@mbola 12 ans aho t@ izany fa tadidiko.. niantsoana polisy..maramil .. pompiers fa ee..
dia toa t@ ireny andron'ny TTS sy kung fu reny dia nodorana t@ lance flamme lery
49. kitjo ( 27/03/2004 14:29)
bdb znay k, na @zao aza mbola betsaka, karazan manao pacte @devoly d refa nanaiky foana ka oe mivadika aveo d ampijaliany amzay, f aeo no ahitana ny finoan'ilay olona na tsia oe ahatohitra anzay ve

misy karazany koa ny devoly, ny efaitako aloha olona idiran devoly le lasa bibilava ny ....-ny, d le mitsipatsipaka,d olona antitra be lasa misidina tonga eny 2 plafond, d olona illetre lasa mahay langues bdb ary tena misy dikany ny zvt lazainy
Fa refa mihetsika iany le izy vao manao anzay fa refa normale d mipetraka tsara
Refa @fifohazana ka le mandroaka devoly iny no mampihetsika azy moa zany satria mivavaka le olona
50. jhouhlambout ( 27/03/2004 17:29)
ay vé!
51. ravatorano ( 31/03/2004 09:18)
marina tokoa fa ny fivavahana dia ataon ny sasany fonony fotsiny amin ny haratsiana ataony ary hitako tany Sandradahy tany izanfa le razoky tena mpimasy gaigy be tokoa ary le mpilalao ody be ireny nefa ny ao antranony izay misy ny tapakazony dia misy lakroa,sarin i Jesoa , sarin i Nenilava,sy ny olomasina vaza miampy ani Victoire rasoamanarivo.Tena zendana tanteraka aho ary nilaza tamin ireo tompon andraikitry ny fiangoanana tao antoerana fa tsy haiko ny tohiny.
Misy tokoa fifohazana mahavoaka ireny devoly,demony ireny saingy tsy rehefa fifohazana akory toy ny an ny katolika izay olona efa voafidy no manao ny exorcisme>
kitjo angamba anisany fa izy ve hilaza anizany eto raha tsy efa misy idiran ny devoly nareo.
52. nananie ( 31/03/2004 13:20)
Efa tokony hiaka-tsehatra amizay zany kitjo fa tena misy resaka gaigy be atsy an'an atsy. hihihi!
53. jhouhlambout ( 31/03/2004 18:03)
Iza aminareo ary no sahy hi-vérifier an'ireo zvtr ireo?
54. ikaretsaka ( 31/03/2004 19:02)
za efa ni verify
55. kitjo ( 03/04/2004 10:07)
zafady fa tsy niditra tato aho d tsy hitako le resaka e
ramaso> tsy milaza ny zvt tsy fatako aho
za tsy zanak i dadapasy mamory mpanao gazety tsinona
56. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:19)
hahahahaaaaa
57. jhouhlambout ( 05/04/2004 18:11)
58. jhouhlambout ( 09/04/2004 08:33)
59. ikaretsaka ( 09/04/2004 23:31)
hihihi
60. kitjo ( 12/04/2004 16:07)
k efa oe tsisy milaza izay zvt tsy fantany ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3304