Tsy tsara raha irery ralehilahy ka dia .....
45. fijo
(
26/03/2004 11:28)
tsy maharaka indray i pitchou.tia ery sy bedard no resahana.
eny e za ihany tenenina fa tsy maninona e
eny e za ihany tenenina fa tsy maninona e
46. kitjo
(
26/03/2004 20:11)
faly b fijo fa mievonevona fona, sady resahina,hiiihihh
mahavoaka gazety isan andro koa tia ery sy bedard fa roman isan-tapabolana
mahavoaka gazety isan andro koa tia ery sy bedard fa roman isan-tapabolana
49. fijo
(
01/04/2004 23:19)
ahoana indray izany le?tsy mazava marina moa an.pitchou miandry fiarakaretsaka ,ikaretsaka mitondra kil tena tsy harako ka.hm
