Tsy tsara raha irery ralehilahy ka dia .....
21. pitchou
(
08/03/2004 17:44)
hay indray moa ny vehivavin-dry bice entam-barotra vidina eny an-tsena? hihihihihihi
22. ikaretsaka
(
08/03/2004 17:51)
ilay vehivavy no mivarotra ny tenany isak'alina ery ambadik'analakely ery ko
23. fijo
(
09/03/2004 11:35)
tsy arako intsony ilay rsaka ny niafarany.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 09/03/2004 11:35
24. pitchou
(
09/03/2004 17:09)
hay moa? ary tena maharaka tsara ny cours kosa izy ko!
resaka lehilahy tsy tokony ho irery io fijo a! dia misy manome prix ato!

25. fijo
(
10/03/2004 10:48)
ka io prix io no tsy hazoko.vidin'ny inona io?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/03/2004 10:48
26. tia_ery
(
10/03/2004 11:49)
Raha tsy diso ny tenanay dia ny hoe ''Tsy tsara raha irery ralehilahy ka dia ....'' no lohahevitra hifampizarana.
Ny tsara hapetraka dia na dia eo aza ny resaka kivalavala indraindray dia tokony ary rariny loatra raha mba mahay miverina amin'ny tena resaka. Manjary manao resaka kokalanina dia tonga tsy azo intsony na koa tena very tanteraka ny hafa. Ny resa-barotra aloha, na amin'ny endriny inona na amin'ny endriny inona dia aleo hajanona, tsy ho resahina androany.
Fa ny tiana ho tsindriana dia ny hoe mahatsapa ve ny lehilahy fa irery izy ? dia ahoana izany ? sao dia izay no manetsika sy mahatonga an'ilay hanao sipa sy ny rehetra. Misy an'izay Nostalgie na solitude izay toa tsapa dia izay no manaitra sy mitarika hanefy Fitiavana etsy sy eroa. Ary ny farany mety tsy ho tsara intsony izay hoe IRERY izay de ......
Sôtra eh !!

27. xxx
(
10/03/2004 15:08)
Ny tena mahagaga ange dia tsy noteneniny tao ireo biby maro samy hafa fa ny olombelona ihany no nolazainy tao e! Fa tokony nasiany koa hoe " Tsy tsara raha irery i Tchita......" dia namboatra gidro vavy koa izy. Sa tsy izany ry zalah?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/03/2004 03:08
28. jhouhlambout
(
11/03/2004 09:04)
Insinct ny mitondra ny biby.
Misy fitenenana izay milaza hoe:
L' instinct ne se trompe jamais,
seul l' intelligence peut se tromper!!!
Misy fitenenana izay milaza hoe:
L' instinct ne se trompe jamais,
seul l' intelligence peut se tromper!!!
29. fijo
(
11/03/2004 10:16)
ramaso an,misy ny biby miaraka nefa mitovy sex.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/03/2004 10:16
31. tia_ery
(
11/03/2004 11:23)
Io tsy azonao eritreretina fa izay ilay atao @'ny hoe ''FAHAMBONIAN'NY OLOMBELONA'' manoloana ny zavamanan'aina hafa.
33. xxx
(
11/03/2004 19:22)
Fa tia-ery ve mitady vaviny fa tsy mahita eh? Maninona raha tsorina fotsiny hoe lehilahy mitady vehivavy aho fa tsy manelingelina lohan'olona eto fotsiny
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 12/03/2004 07:22
34. fijo
(
12/03/2004 10:24)
misy izany ramaso an.raha mijery ARTE ianao dia efa nahita izany amin'ny karazana gidro.
pitchou>aleo ihany ary isika ho ambany e.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/03/2004 10:24
35. xxx
(
12/03/2004 14:17)
Nareo kosa ve tsy nahita ombalahy nitaingina ombalahy eh.
fa fanehoana fotsiny ireny te hanaraka na hihenjy ilay omby fa tsy mamely velively akory.
Ka raha ny biby aza tsy mamely namana mitovy tavo dia ahoana ny olona no hamely io, sa raha mafanafana de tokony hienjy sy hanaraka foana na iza eo na iza.

novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 12/03/2004 14:17
36. xxx
(
12/03/2004 17:26)
F'angaha efa tonga ry zalah reo omby nafarana no efa misy omblahy mifampitaingina sahady eto a! Sa efa maharaka revy koa ny omby eto @ tanàna dia mihetsika ny instinct pédalos-ny.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 12/03/2004 17:26
37. tia_ery
(
12/03/2004 17:58)
I tia-erty tsy mitady velively. Tsy tia ny ankabetsahany ary tsy afa-po amin-java-mitovy fa manana ny azy voafantina.
Fa ho anareo izay zary maka tahaka eny amin'ny biby, na dia voasoratra ihany aza ny hoe mandehana eny amin'ny vitsika ry malaina ka jereo ny fanaony ....,
Fa raha mba nahatsikaritra ianareo rehefa ireny mamonjy mariazy ireny. Dia fampiasa ary fanao ny mampiasa sarim-borona dia ny les inséparables sy ny oies. Manana ny ambarany avokoa ireo ary manana izay teny tiana ampitaina raha resaka fitiavana sy tena fanambadiana aorina eo ambonin'izany hoe tena fitiavana madio mangarahara.
Ny tiana hampitaina sy hifampizaraina hatreto dia ny FANAMBADIANA. Tsy asa-tananandraolombelona io ary tsy eritreritra na nofinofy naniditsidina tany hoa any fa io andalan-tsoratra masina io no fototra iorenan'ny fanambadiana.
Fa an'isany izay tena nanaitra ny mpandinika ny Baiboly maro io andalan-teny io. Ary eo no fototra tokony hanorenana sy hijorona raha tena mitady an'izany FITIAVANA MADIO sy FANAMBADIANA TONGA LAFATRA izany.
HO antsika rehetra ê! mba nomena saina handinika sy hamakafaka ihany isika. mba manana fahaizana sy fahalalana ihany; ataoko fa ampy ireny na dia tsy tonga lafatra aza handinihina sy hiheverana ny TSARA sy ANTONONY ka aza dia ampirefarefana amin'ny tany ny fisainana ka ndeh ho eny amin'ny biby no alain-tahaka sao ho tonga toy ilay RAJAKOM-BAZAHA.
Sôtra ê!

39. xxx
(
12/03/2004 15:19)
i tia -ery sy bedard no tena tsara miresaka fa samy be lazaina
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 13/03/2004 03:19
40. kitjo
(
14/03/2004 16:50)
hi hi
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/kitjo ny 15/03/2004 04:50