Inona ny atao hoe Porofom-pitiavana?
23. six
(
02/03/2004 12:22)
kitjo, possible zany ka, misy kosa ve efa tsy izy amin'ny toetra tsy ze mety sisa no hanaovana azy?
24. voahary
(
02/03/2004 13:51)
fijo ah, ary raha ny sipa ndray no mizara roa ohatran'ilay voalazanao ery ambony de ahoana??? Sinon, de ahoana koa raha fantatr'ilay iray iarahana maharitra fa miaraka @ hafa @ fomba ara-nofo any ambadika le bandy???? de haharitra foana ve ilay voalohany???
Asany aloha e
Asany aloha e
25. fijo
(
03/03/2004 09:14)
voahary an,misy tokoa sipa manao io fizarana roa io rehefa mitia olona.ilay iray tena tiana any an trano,ary ilay iray fangalana tsirony aty ivelany.tena misy vehivavy manao an'io.sarotra ny hitsara azy e.
26. xxx
(
04/03/2004 17:54)
tsy misy porofo ny fitiavana rehefa tia de tsapa eo hiany
ny fitiavana anie tsy terena e nefa ni fitiavana kou tsy mety maty
raha tena tia io olona io enao de tsapano kou ni fitiavany anao
ny fitiavana anie tsy terena e nefa ni fitiavana kou tsy mety maty
raha tena tia io olona io enao de tsapano kou ni fitiavany anao
27. xxx
(
04/03/2004 15:55)
Tsy misy afa tsy ny zaza nateraka eh. Izay vokatry ny fivadiana ihany. Ny ankoatr'izay asa aloha, fitiavana hafa angamba izany. Mety hoe fitiavana ny fianakaviana ah, namana. Saingy tsy ny mampiavaka ny fitiavan'ny mpisipa sy ny mpivady dia ny fivadiana ihany. Inona koa ? Fanarian-dia fotsiny no betsaka avy eo.
30. tequila
(
06/03/2004 13:23)
ary fa maninona moa no hoe tsy izy ny firaisana ara-nofo e ? tsy miditra any amy resaka mpivarotena ndray akory , fa afaka mba lazaina kosa hoe anisany io e , na dia tsy izany ihany aza .Tsy maro ny vehivavy manao raha tsy tia zany .
31. jhouhlambout
(
06/03/2004 15:57)
"Tsy maro ny vehivavy manao raha tsy tia zany "
Dia izay fanaovana izay no porofo fa tia izy!
Dia izay fanaovana izay no porofo fa tia izy!
36. xxx
(
22/03/2004 17:39)
Aza miahatsara velatsihy mihintsy nareo . fa mandainga izay bandy hoe miaraka amin'i sipa izany tsy mitady firaisana . Sady tsy mety izany hoe fiarahana tsy misy firaisana izany izany akory sy midika hoe tsy tiana ilay sipa fa matoa miditra amin'io dia teny ierana sady mifampatoky daholo sa tsy izany fa aza mandainga daholo fa io lainga sy fiatsaram-belatsihy io ihany no efa tsy nampivoatra h@izay veloma ary รด
38. kitjo
(
26/03/2004 20:21)
ka ny fiara tsy mandeha ra tsisy kodiarana fa afaka velomina fts fa tsy mitovy znay ramaso an
xxxx> d lazaivo ka tsy misy olona mifankatia nefa tsy manao anzany
xxxx> d lazaivo ka tsy misy olona mifankatia nefa tsy manao anzany
39. nala
(
12/05/2004 17:05)
porofom-pitiavana? heno tsy mila porofo izany isaky ny miresaka na mihaona.
40. fijo
(
12/05/2004 22:16)
fa io no tena izy e.rehefa tsy mankao matetika ny bandy dia efa misy antony ao izay.
