Amour, distance...
61. hendry
(
20/02/2004 15:31)
Na à distance io na tsy à distance, rehefa handeha dia mandeha ary rehefa tsy handeha dia tsy handeha. Rehefa hisy hivadika ny iray @ ilay couple na izy roa mihitsy aza dia mivadika na miray trano, na misara-trano, na samy ao Dago, na ny iray any an-dafy, ny iray any Dago.
Tsy ny distance no olana amiko fa ilay éprouver´ny tsirairay sy ny fifamalian´zany mba tsy handeha ila dia zay.
Tsy ny distance no olana amiko fa ilay éprouver´ny tsirairay sy ny fifamalian´zany mba tsy handeha ila dia zay.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/hendry ny 21/02/2004 03:31
62. fijo
(
25/02/2004 11:46)
fa ilay elanelana vao miha manamora io faharavana io.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 25/02/2004 11:46
64. fijo
(
28/02/2004 20:40)
izay aloha dia marina e.fa "matetika" izay fa tsy voatery hoe izay foana an.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 28/02/2004 08:40
65. princianique
(
05/03/2004 17:37)
lavitry ny maso, lavitry ny fo. Marina io teny io, indrindra ho an'ny lehilahy; Ny vehivavy rehefa tia dia tena tia na dia lavitra aza, fa ny lehilahy tsy maharitra mihintsy, tsy mba tokam-po.