Amour, distance...
41. ypm
(
09/02/2004 18:07)
tsssss, raha tena mifankatia nareo, tsy hita akory izany facture izany, ary matoa ianareo mbola mifandray dia milay izany ny fiarahana e na lavitre aza!! raha mivadika kosa ny iray tsy tena fitiavana izany, hoe lavitra dia aleo anala sorisory, tsy tena fitiavana izany, loin des yeux loin du coeur, kôzin'olona voadona izany!! l'amour est plus fort que le temps, la loi, la distance... donc rien ne vaincra l'amour!! jereo @ toe-javatra fahita, qlq chose de tres courant, raha olona roa mifankatia supposons he tsy avelan'ny ray aman dreniny ravehivavy, ça ne l'empechera po d'aimer son amour !!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/ypm ny 09/02/2004 18:07
42. fijo
(
10/02/2004 11:49)
raha kely ilay fotoana isarahana dia vita,sy azo atao tsara izany.fa raha hianatra dokotera kosa izy,ka tsy hafaka hanao vakansy any an tanana akory,ary tsy hody raha tsy vita ilay fianarana(8 taona,na mahery) dia miareta ao,fa olom belona ihany ianao,na izy koa aza e.na atao eran'ny trano aza ny sariny,na mifone foana izy isan'andro(factures hoy done)dia aza be resaka,fa misy iray mivadika ihany ao.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/02/2004 11:49
43. fijo
(
10/02/2004 11:51)
dimy taona taty,ilay sipa izay no tsy nihaona tamin'ny akamany.niseho ho tena hoe efa vita voady sns.fa indray asabotsy niverina ho olom belona ihany.asa na azo homena tsiny izy na ahoana.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 10/02/2004 11:51
44. xxx
(
10/02/2004 15:42)
loin des yeux loin du coeur!!zany v tsy laingy b!
misy ol aza samy mifanakaiky tsy mahay mitia!kou tsy aleo v ol mifanalavitra ra zay no mampamatotra ny fiarahana tsozay ol mifanakaiky nefa tsy hita akory zay atao! fa oh ny mifanadala sy mifanala fotsiny!
misy ol aza samy mifanakaiky tsy mahay mitia!kou tsy aleo v ol mifanalavitra ra zay no mampamatotra ny fiarahana tsozay ol mifanakaiky nefa tsy hita akory zay atao! fa oh ny mifanadala sy mifanala fotsiny!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/02/2004 03:42
45. tenio
(
10/02/2004 16:07)
Ca c'est vrai, c'est parce que j'en suis victime.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/tenio ny 11/02/2004 04:07
46. xxx
(
10/02/2004 16:35)
enao zany tsy nahay nikolokolo ny fitiavanareo kou! firy² ny ol nahavita namorona tokantrano @ fitiavana à distance refa nifanena!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 11/02/2004 04:35
47. fijo
(
11/02/2004 20:43)
rehefa nifanena.mazava tsara io voalaza io.fa mandrampiandry izay fifanenana izay?inona no efa nitranga?iza no sahy hiteny hoe efa nisy tsodatsoda fotsiny?
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 11/02/2004 08:43
49. xxx
(
11/02/2004 14:37)
vao maika aza mampitombo fitiavana!!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 12/02/2004 02:37
51. fijo
(
12/02/2004 10:48)
eny e,fa le eny antsefatsefaka koa tsy maintsy asiana ka.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 12/02/2004 10:48
52. mawashi
(
12/02/2004 11:00)
tena tss mety mints za tam nial tany mada nisy kof d il ma laché en route fa iz hono mila presence!!!
nefa tam niala tany tena on c juré amour fidèl sady zay tokony vac de noel de efa mifankahita!!!satria izy decembre vo tonga taty an dafy....
il na pas resisté 3 mois!!!!
tena kiv b am nareo kof za!!!!
nefa tam niala tany tena on c juré amour fidèl sady zay tokony vac de noel de efa mifankahita!!!satria izy decembre vo tonga taty an dafy....
il na pas resisté 3 mois!!!!
tena kiv b am nareo kof za!!!!
53. fijo
(
13/02/2004 09:28)
kivy taminy ianao,fa tsy taminay.izahay no naninona le.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 13/02/2004 09:28
54. xxx
(
13/02/2004 14:11)
mitadiava kof ato à forum e! avelao izy ho any
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 14/02/2004 02:11
56. ikaretsaka
(
14/02/2004 18:50)
ie.. za no manao ny appel,... ze absent asaina mitsaokalentika imasombahoaka ... hihihi
57. xxx
(
14/02/2004 09:34)
inona le mitsaokalentika??
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 14/02/2004 21:34
58. donemaskit
(
14/02/2004 10:44)
taraiky be xxxxxxx zany !!! mandalova ao @ lohahevitra momba ny voambolan'ny fitiavana....
60. fijo
(
17/02/2004 11:10)
kay fa ahoana,vao miha mitanjozotra ko.
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/fijo ny 17/02/2004 11:10