Amour, distance...
21. xxx
(
06/02/2004 19:38)
Tsy marina zany fa refa ela ny ela de lefy iany zany fitiavana & halavirana zany.
Na lahy na vavy de olona nofo sy ra sy mandian-tany, mety ho solafaka iany.
Concl°: Miankina @ olona ny fahatantesana an'izany e! Tsy azo generaliser-na ! :-D
22. xxx
(
06/02/2004 19:42)
Tsy marina zany fa refa ela ny ela de lefy iany zany fitiavana & halavirana zany.
Na lahy na vavy de olona nofo sy ra sy mandian-tany, mety ho solafaka iany.
Concl°: Miankina @ olona ny fahatantesana an'izany e! Tsy azo generaliser-na ! :-D
26. lema
(
06/02/2004 15:38)
i fijo anie no tiako ho lazaina @ hoe manana experiences e! satria i fijo soma efa zokiny ihany @ taranja io
27. pitchou
(
06/02/2004 17:19)
tafiditra ato @ resaky ny tsy miteny afatsy teny frantsay indray isika ra fijo! saingy ny fahitako azy misy mampiasa fa tsy mahay tsara akory!
28. donemaskit
(
07/02/2004 20:53)
kay ! mety harary zany Pitchou an ! lol
> Ny fahitako azy ndray, ny Fitiavana dia mila "tests", ao ny tests ho @ fandeferana, ho an'ny affection sns, ary ny elanelan-tany dia test ho an'ny fahatokisana sy ny fidélité. Raha tena Fitiavana no eo @ izy 2 dia ho afany foana iny. Miombon-kevitra @ Nananie zany aho.

29. ikaretsaka
(
07/02/2004 10:16)
oui sy non... misy ny fitaovana maoderina azo ampiasaina mampihena ilay distance ko...
30. ikaretsaka
(
07/02/2004 10:17)
oui sy non... misy ny fitaovana maoderina azo ampiasaina mampihena ilay distance ko...
31. ypm
(
07/02/2004 19:52)
non, po du tout, izaho izao no miaraka @ olona à10 000km, refa tena mino ianao tsy kwa io, mandeha tsara ny aminay, miantso ahy isan andro izy, manao fotoana eto @ net izahay isa maraina, donc ça va, izay ilay tena fitiavana, plus fort que le temps, que la loi, que la distance
32. donemaskit
(
07/02/2004 11:10)
marina zany Ypm an, milay kosa zany isan'andro miphone sy mitchat zany klé! ohatrinona ny factures ?
33. lema
(
07/02/2004 15:07)
ka ra mahita sipa ary i Ypm dé ahona, na izy mahita bandy?
ny phone sy ny chat tohiza ihany fa ny sipa koa anefa revena ihany.efa niaina an'io revy io za niaraka t@olona be dia be ary samy nanana ny sipany sy ny vadiny daholo anefa fa rehefa tany dé samy niodina daholo.

34. xxx
(
07/02/2004 15:55)
ra tena tia ny olona iray!na misy bogany injindra aza mandalo eo akaikiny!tsy mahataitra azy zany e! matoa enao miodina!!d tsy tia enao zany!ary mitady zavatra tsy omeny!!
ny fitiavana akory tsy midika ihany hoe hitako eo imasoko eo!!
ny fitiavana akory tsy midika ihany hoe hitako eo imasoko eo!!
37. donemaskit
(
07/02/2004 19:53)
Andriamanitra nanambara hoe "Ny Fitiavana mitoetra mandrakizay" ve dia zay kôzy kely noforonin'olona voadonan'ny fiainana no ndeha heniona ?