Viol

61. ikaretsaka ( 17/02/2004 09:52)
ilay bandy ve no nivoaka ra ry fijo?
62. pitchou ( 17/02/2004 16:54)
ikaretsaka> otran'io tantarain'i fijo io no nahazo ilay rangahy notantaraiko etsy ambony!
63. fijo ( 18/02/2004 09:17)
izao ilay izy,nahazaka sipa tao i lery,dia tonga alina tao.(zoma alina)dia hoy ny sipa rehetra hoe,rehefa mila ianao dia izahay rehetra.tsy hitako izay nitranga tao,fa ny maraina nivory izahay(tily)dia iny ny ambilansy naka an'i lery miboridana be,kay ny akanjony nataon'ireo sipa tany amin'ny douche(lena be).efa ao anaty fiara i lery no akopakopan'ny sipa ny slipony sady hoe"ity ny garda mange e."ilay lamba fotsy misy ra eo amin'ny tandrify ilay zavatra.
64. ange ( 28/02/2004 19:54)
mahafinaritra ahy ny maheno anareo miady evitra eto satria ra ny fandraisako azy dia marina mintsy ny tenin'i mahaizamifidy sy x io.
65. pitchou ( 01/03/2004 18:47)
ka i ange izany ilay mpanao azy dia manamarina ireny fomba fanao ireny ko!
66. pitchou ( 01/03/2004 18:49)
ary aoka ho tadidiana fa tsy natao hiaritra ny vokatry ny herisetranareo (ry ange) ny vehivavy!
67. six ( 05/03/2004 13:20)
fa nga moa tsy maintsy ny vehivavy foana no voa'ny viol, io lazain'i fijo io zao lehilahy be mintsy
68. fijo ( 09/03/2004 10:48)
ie lehilahy ary tena nizaka tokoa .
69. pitchou ( 03/04/2004 14:17)
raha atao moa zany ny salan'isa ry six d firy % @ voan'izany no vhv ary firy% ny lhl?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2077