Ampidiro aloha ny tenimiafina
Viol
21. pitchou
(
30/01/2004 16:05)
misy toerana eto amintsika eto mada tsy mandraraha izay fitsarana tribonaly izany satria tsy matoky ny impartialité-ny! fa ny fiaraha-monina no mitsara ary mety miafara @ peine de mort! any d voafehy ny zavtra grave otran'izany! mety misy ihany saingy efa mivonona ny ho faty @ fomba mahatsiravina ilay olona
22. fijo
(
30/01/2004 16:51)
fantatro izany,saingy raha taty izy,dia responsable ihany.fomba fiady io mody manao adala io,fa tsy tokony mora azo ny mpitsara.efa nitranga taty koa mantsy izany,fa niditra ihany ilay olona.
23. pitchou
(
30/01/2004 09:44)
niditra ihany! fa ny sazy azony v à la hauteur ny préjudice nahazo ilay olona nataony? raha izaho no mpitsara d chef d'inculpation 2 no hitsarako azy: atteinte à la liberté d'autrui, d tentative de meurtre! ankitsirano! ankoatry ny viol et voies de faits volontaires
25. jhouhlambout
(
30/01/2004 12:17)
Ary raha tena tsy tompon'ny tenany marina lery: ohatra aretina efa génétique?
> xxx, mihaina ao anaty environment stable ve ny zanakao aloha? Tokony dinihina daholo ny paramètres rehetra.
> xxx, mihaina ao anaty environment stable ve ny zanakao aloha? Tokony dinihina daholo ny paramètres rehetra.
29. pitchou
(
31/01/2004 16:55)
variana b aho hoe misy olona faly mahita zaza hary t@ viol! sa mozart nisy ni-violer mamanareo no nampisy an'i mozart? d maniry i mozart ny mba hisy betsaka toy izany?
30. jhouhlambout
(
02/02/2004 20:44)
Questions:
-Réaction de la société envers les enfants fruits d'un viol?
-Sentiments de l'enfant?
-Réaction de la société envers les enfants fruits d'un viol?
-Sentiments de l'enfant?
31. pitchou
(
02/02/2004 09:24)
hitanao ry jhoulh fa na d "tsy misy ray" aza ilay zaza d efa olana b eo fanabeazana azy (afatsy ny zaza natsangana!) fa matetika ny échec scolaire -ny d avy @io! ary ny zaza zaza ihany tsy mahalala izay mety handratra ny fanahin'ny hafa, ataon'ny namany hirahira any am-pianarana mihitsy izany! ny olon-dehibe ko moa manisy sira d henon'ny ankizy d mihitatra ny resaka!
d maika fa zaza fruit d'un viol? tsy misy afatsy izay nahazo ilay vhv aloha no resaka, rehefa mianatra ny zaza d loza noho ny mahazo ilay zaza "tsy misy ray"!
d maika fa zaza fruit d'un viol? tsy misy afatsy izay nahazo ilay vhv aloha no resaka, rehefa mianatra ny zaza d loza noho ny mahazo ilay zaza "tsy misy ray"!
32. pitchou
(
02/02/2004 09:28)
ankoatran'izay, araka ny voalazan'irony mpandinka ny teotran'olona irony, d misy fiantraikany b d b eo @ caractère n'ilay zaza ny caractère n'ilay reny mitondra azy eo am-panaovana azy sy eo am-pitondrana vohoka azy! tsy misy zaza hary t@ viol ka azo lazaina hoe zaza niriana! ary tsy misy vhv milamin-tsaina na faly izany mitondra vohoka t@ viol! d anjaranao no mieritreritra hoe tokony ho sahala @ ahoana aza izany ny toetrany?
33. fijo
(
02/02/2004 19:39)
XXX 30/01 16h56,mahagaga sy mampalahelo raha toa izay fotsiny no fandraisanao ilay cas.tsy misy fijerena izay maha olona intsony.
pitchou>ny tentative de meurtre aloha tsy mety amin'ny viol e.na dia ratsy tokoa aza ilay izy.
pitchou>ny tentative de meurtre aloha tsy mety amin'ny viol e.na dia ratsy tokoa aza ilay izy.
34. xxx
(
03/02/2004 14:44)
Ka Zao ny réalité:
- Tsy azo vonoina ny zaza(Meurtre)
- Manana droit ilay zaza na dia tsy afaka mi-reclamer
Vaha-olana:
Na tezaina ny Zaza, na rehefa tena tsy afaka dia alefa any @ Akamasoa.
- Tsy azo vonoina ny zaza(Meurtre)
- Manana droit ilay zaza na dia tsy afaka mi-reclamer
Vaha-olana:
Na tezaina ny Zaza, na rehefa tena tsy afaka dia alefa any @ Akamasoa.
35. fijo
(
03/02/2004 19:10)
fa vonoina atao inona moa izy?ary ny RAR anie no mitaky ny zoany e.misy koa angamba fikambanana miaro izany.
mampatahotra raha toa izao no fiheverana ny zaza aty amin tsika.
mampatahotra raha toa izao no fiheverana ny zaza aty amin tsika.
37. nananie
(
05/02/2004 10:51)
Raha za manokana aloha dia esoriko ny ahy e.Iza koa no te hitaiza zaza tsy niriana? Na dia misy an'Akamasoa aza eo, tsy hitanareo ve fa ireo zaza nariana aza efa tsy fidiny???
39. mahaizamifidy
(
06/02/2004 09:41)
Rehefa teraka anie izy vao tsapanao ny hatsarany e!,fa tenenina fotsiny izy hoe:herisetra sy filana anie no nahatonga anao ho ety antany raha tsy fantantrao izany.
