Viol
41. pitchou
(
06/02/2004 12:54)
xxxxx sy mahaizamifidy> d aiza ho aiza tsara moa izany no ametrahanao ilay vhv no-violer-na sy ny zoany? izy no tokony hizaka sy hiaritra ny nataon'ny lhl iray?
42. jhouhlambout
(
06/02/2004 16:41)
Koa raha mihaina ao @ fianakaviam-be sy compréhensive izy de tsy ho mety ve?
43. pitchou
(
06/02/2004 17:47)
fa ny fianakaviana mahavita inona amin'izany? mahafoana ny nahazo azy? compréhensive @ inona? hoe rariny sy mety ny nanjo azy? fa mba ahoana ary ianao izany ry jhoulh?
44. donemaskit
(
07/02/2004 09:17)
aza tezitra Pitchou an. Fa ngah mora raha nitrangan'izany dia tsy maintsy hiaina ao anatin'zany mandrakizay e ?
45. pitchou
(
09/02/2004 16:40)
hitanao done, misy zavatra sasany tsy mety afaka ao anatin'ny sain'ny olona iray mandrakizay. ny ahy ny masoko fotsiny no nahita ny sofiko fotsiny no nandre ilay izy d tena tsy afaka tato anatin'ny saiko intsony! dia maika moa izany raha ireo niharan'izany? mety hoe izaho vehivavy dia sensible t@ ilay izy, fa ny ankamaroan'ny lehilahy nahita an'izany koa nihoron-koditra! saingy mino aho fa misy koa ny lehilahy faly ery nahita ny nandre an'izany satria tsy izy no iharany!
46. donemaskit
(
09/02/2004 10:16)
misy namako vehivavy zay nisy nanolana, @zao fotoana zao izy tsy lay karazan'olona voadonan'ny fiainana reny fa au contraire aza, mianatra tsara, manana sipa sns. Tsy hoe adinony akory ny nanjo azy, fa navadiny ny pejy...
47. pitchou
(
09/02/2004 16:25)
ka ho an'i done izany dia soa izy nisy nanao an'izay? sa hoe maromaroa ny toy izay?
48. fijo
(
10/02/2004 09:55)
done a,na dia navadiny aza ny pejy,tsy mety tena hafaka io,ary manenjika foana.mandrapahafaty ny vokany,ka izay no maha ratsy azy.tsy zavatra mora izany.
49. rixes
(
10/02/2004 11:43)
ny ahy hafatra ho any kofa mpi vio joba ireny , rehefa tsy mazaka na tsy manana vola akana eny amin'ny INDRAINDRA de ny bebean'lisany asina !
51. jhouhlambout
(
11/02/2004 19:34)
>Pitchou: Compréhinsive: Manampy azy hiarina tsimoramora sy manome soutient psychologique,moral..etc...
Inona moa no afaka ato mihoatra izany? Sa samborina lé violeur dé saziana eo imason'ilay Victime?
Inona moa no afaka ato mihoatra izany? Sa samborina lé violeur dé saziana eo imason'ilay Victime?
53. donemaskit
(
12/02/2004 13:17)
Za tsy nilaza mihitsy hoe tsara ny nahazo azy, fa mba tsy hatao hanimba ny tena ilay izy, fa io lazain'i Jhoul io.
Marina zany raRixes !
Marina zany raRixes !
54. ikaretsaka
(
12/02/2004 14:00)
Fautes izany manao passage force zany ry zalahy an... fa tandremo ko tratran'ilay sipa ilay manao Ohatran'ndry monica ilay manome de avy eo vao heo viole ah viole
55. fijo
(
12/02/2004 19:00)
iny koa aloha no tena loza satria isika lehilahy foana no tsy maintsy diso.
59. pitchou
(
15/02/2004 18:15)
jhoulh 11.02 > "soutien moral" izany ange vavan'ny tsy niharany e! fa mino aho fa raha izy no niharany dia ho hafa ny fiheviny azy! misy cas sasany (otran'izany ohatra) tsy ilana fitangoronana otran'izany lazainao izany! raha misy fitiavanao ilay olona voa dia ny hamaizana farany mafy ny olona mahavita zavatra otran'izany no imasoanao fa tsy fampiononana ilay voa! alaivo ohatra ity, tantara tena nisy tsy teto mada akory. No-violer n'ilay bandy iray ilay sipa. rehefa niakatra tribonaly dia afaka madiodio ilay bandy ary zara tsy ilay sipa indray ary angamba no condamnée. fa ny valifatin'ilay sipa: nojonoiny ilay bandy dia no-émasculer-ny. tsy hotohizako fa avelako eo. Jhoulh ve mieritreritra hoe hahavita na inona na inona ho an'i jhoulh na hampionona an'i jhoulh izay compréhesion ny hafa raha i jhoulh no misy manao an'izany? satria zavatra irreversible ilay izy. ary izay fanamorana sy fanaovana tsinotsinona (zavatra mety adino e! tsy problema izany fa afaka miarina e! ...) ataonareo an'io zavatra io izay no tena mampirongatra ny viol eto mada. vao omaly izao no nisy mahatsiravina be indray notantarain'ny gazety!
karetsaka > nisy magazine amerikana indray mandeha, efa ela ihany, nilaza fa nisy lehilahy iray zatra pi-forcer vehivavy kanjo nanaovana makorely tambabe (no violer-ny) ary dans le coma vao navelan-drizareo, ary tsy maintsy naiditra hopitaly! tsy mahalala izay fahamarinan'izany aho fa tadidiko io article io satria tsy faheno firy!
karetsaka > nisy magazine amerikana indray mandeha, efa ela ihany, nilaza fa nisy lehilahy iray zatra pi-forcer vehivavy kanjo nanaovana makorely tambabe (no violer-ny) ary dans le coma vao navelan-drizareo, ary tsy maintsy naiditra hopitaly! tsy mahalala izay fahamarinan'izany aho fa tadidiko io article io satria tsy faheno firy!
60. fijo
(
17/02/2004 20:50)
izay efa tao majunga koa angamba efa naheno ny lazan'ny kilasimandry zazavavy tao mangarivotra.ary asa raha misy mahatsiaro ilay bandy nentina teny androva,fa nivoaka ra ny niafarany.
