Urbanisation

61. donemaskit ( 23/01/2004 10:58)
Ekena Sambatra a.

Mahagaga marina nge ny tanànarehetra mifandimby daholo ny mpitondra na aiza io na aiza, ny ety @tsika ihany no vao miova kely dia bye bye sôsy, bye bye projets.
62. ikaretsaka ( 23/01/2004 15:09)
Aoka aloha ireto hazava
Ny facilite t@ izany anie ry Mazikita ka angady sy grues vinaninany nefa nahavitan-javatra e. Ny fari-piainana t@ izany aza precaires kokoa noohon'ny @ izao ... o lety ramazkita an e.. firipolo taona moa letia ilay asa fanompoana nampanaovin'ny vazaha hoe rehefa indigenes dia tsy maintsy manao/. aritry ny gasy ihany!

Ny momba ilay espaces vert:
Ekeko hoe misy mahatsara azy tokoa , fa raha natao ho fitsilailaivan'ny Katrami fotsiny (jereo fotsiny Antanimbarinandriana... firy mn no lanin'ny sarambaben'olona mipetraka eo amin'ny bozaka eo? na t@ andron'ilay mbola nisy tabilio aza? tsy mbola nahita an'ialahy tany aloha aho ry mazikita fa saika katrami manao baolina eo amin'ny bozaka sy matoritory no hitako)

Ampahafirin'ny ao Tana moa no tsy efa espaces vert? raha ny regle sy ny convention momban'ny Urbanization dia eo 10% ny surface an-tanan-dehibe ihany no espace vert . Raha atao ny calcul ao tana ville fotsiny ... mbola any @ 30 na hatrany @ 40% aza no mbola na terrain vague na espace vert miaraka @ ity etat izay tsy asiana comments loatra aloha .. vokany ..mbola azo ampiasaina tsara ny 30%.
Tompon'andraikitra o!
63. fijo ( 27/01/2004 11:31)
aleo miainga amin'ny zava misy ry zareo a,
1)aty an dafy isika tsy mitovy amin'ny any,fomba fijery no tiako lazaina,misy hevitra be tsara nivoaka tato,saingy azo ampiarina any amin tsika ve?
apetrao daholo aloha ny olana
_lalana tery
_fiara mitohana
_tanana hety
_olona be dia be
ny vokany
_fiara mitohana
_tara amin'ny asa
_rivotra maloto
_tanana mikorontana
inona no vaha olana azo omena
_karetsaka_fanam boarana ny tanana
_kally_fanitarana ny lalana
_fanaparitahana ny etsika(activité)
sambatra73 koa dia manamafy ilay voalazan'i kally
olana mety hitranga amin'ny fanatanterahana izany
_famatsiam bola
_tetik'asa ahoana
dia ampiaro amin'izay mifanaraka amin'ny toetran'tsika sy ny zavatra tena ilaintsika;
_azo hitarina ve ny tanana>azo atao satria malalaka ny toerana
_azo hitarina ve ny lalana>raha ao amin'ny centre ville aloha dia sarotra be satria dia hanimba hendrika an'antananarivo ny fanaovana azy,satria ny lalana misy izao dia 1m50 miala ny varavarana ny tsara angamba dia ny fanaovana (parking ety manodidina) dia mandeha tongotra miditra ny tanana,iasiana parking isaky ny manodidina(isotry,ampefiloha,behoririkasns)dia asiana lalana miodina ny tanana hanafaingana ny fiara(oh 67 mandalo ankadimbahoaka,tsimbazaza,ambanidia,ankatso)tsy mamaky centre intsony
64. fijo ( 27/01/2004 11:39)
hadinoko fa azafady fa done dia nanome vahaolana ny fanitarana ny tanana
ilay manimba trano mantsy na dia ahazoana manatsara ny tanana aza dia sarotra satria ny fahefamividy any kely,ka raha ravana koa ny kely ananana dia korontana tsy misy toa izany ao,raha trano vitsy no rava tsy misy olana,fa raha ny zavamisy ao tana dia tsy maintsy 60% ny trano no arodana vao azo hitarina ny lalana,
raha lalana miantona no azo atao satria io tsy mandrava trano firy;
ny building koa angamba tsy dia tsara fa aleo hitarina hivoaka ny tanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1453